entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Ambatolampy

Fisavana vary tao Ambohimandroso

02 Décembre 2017

fisavana 1Mitohy ny fitsidihana tampoka ataon'ireo tompon'andraikitra mahefa aty Vakinankaratra amin'ny fisavana sy ny fanentanana ireo mpivarotra vary ambongadiny . Nanomboka izany ny Alakamisy teo teto Antsirabe ka tamin'ity andron'ny Sabotsy 02 Desambra ity dia tao Ambohimandroso no nidinan'ireo manampahefana ka nitarika izany ny Lehiben'ny Faritra Vakinankaratra ny Jeneraly RAKOTONARIVO William , teo ihany koa ny Lehiben'ny Distrikan'Antanifotsy ,

Lire la suite...

Région Vakinankaratra :Antenimieran-doholona tao Ambatolampy

30 Août 2017

antenimiera 1

Mpikambana maro izay nahitàna solontena isam-paritra avy eo anivon'ny antenimieran-doholona notarihan'ny filohany Andriamtoa RAKOTOMANANA Honoré no tonga nitafa sy nifampidinika tamin'ireo Ben'ny tanàna sy ireo mpanolon-tsaina kaominaly avy amin'ireo Kaominina 19 mandrafitra ny distrikan'Ambatolampy , ireo olo_be to teny ao an-tanàna notron'ireo manampahefana avy aty Vakinankaratra androany alarobia 30 Aogositra.

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra : "Zone d'investissement Agricole" vohipeno

ZIA 1Fanabeazana hoan'ny rehetra, fijerena ny fizotry ny asa ataon'ireo Mpandraharaha ZIA "Zone d'investissement Agricole" , fitsidihana fotodrafitr'asa hoan'ny fambolena . Ireo zavatra telo goavana ireo no anton-diahn'ny delegasiona avy aty amin'ny faritra izay notarihin'Andriamatoa RAKOTOMAHANDRY Thimoté Sekretera Jeneralin'ny Faritra sy ny Talen'ny fampandrosoana ny faritra Andriamatoa RAKOTOARIVELO Rivo Herindray

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra : SDSP AMBATOLAMPY

03 Août 2017

sdsp4

Isan'ireo nosafidian'ny ministeran'ny fahasalamam-bahoaka naombohna ny tetik'asa FBP "Financement basé sur la performance" na famatsiam-bola miankina amin'ny vokatra ny faripiadidiam-pahasalamana ao amin'ny distrikan'Ambatolampy . Herintaona no faharetan'ity tetik'asa andrana ity izay nanomboka

Lire la suite...

Region Vakinankaratra – Ambatolampy : ENERGIE RENOUVELABLE : 40 HA de anneaux photovoltaïques pour l'éléctrification de la région

PRM-Ambatolampy-48Antananarivo, 12 décembre (ANTA) : Ce mardi 13 décembre, dans le cadre du PND (Programme Nationale de Développement), et selon la promesse du Président de la République malgache,

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : KAOMININA ANDRIAMBILANY

andriambilanyKaominina kely indrindra ao anatin'ny Disitrika'Ambatolampy , vitsy mponina indrindra , tsy mba nanana vokatra nampiavaka loatra fa sangany eo amin'ny Fampandrosoana raha eto Vakinankaratra . Kaominina Ambanivohitra Sokajy faharoa fa mavitrika indrindra eo amin'ny fandoavan-ketra ny vahoaka ao aminy satria samy nahatsiaro tena ho tompon'ity Kaominina kely ity.

 

Programme

zovy

Vakinankaratra

Situation

Situation