entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antanifotsy

Région Vakinankaratra AMBOHIBARY: FITOKANANA CSBII.

06 Juillet 2017

CSB 1Tao aorian'ny fanaovana ny didipoitra faobe hazon'izy 150 mirahalahy kely dia niroso tamin'ny fitokanana ny CSBII Ambohibary nasiam-panavaozana , ka nitarika ny lanonana ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka ny Profesora ANDRIAMANARIVO Mamy Lalatina ny tolakandro teo.

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra :Mitohy ny Fanamboaran-dalana Antanifotsy

lalana antanifottsy 1Mitohy hatrany ny asa fanamboaran-dalana ao Antanifotsy mankany Andranofito . Ny maraina teo dia nidina tany an-toerana ny Sekretera Jeneralin'ny Faritra Andriamatoa RAKOTOMAHANDRY Thimoté nijery ny fizotry ny asa.

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra : Fidinana ifotony teo anivon'ireo Distrika

Fidinana ifotony 1Nanamarika ity herinandro ity hoan’ny Lehiben’ny Faritra Vakinankaratra ny fidinana ifotony teny anivon’ny Distrika ka nanombohana izany ny tao Betafo ny Alatsinainy teo, nitohy tao Antanifotsy izany ny talata ary ny tao Andranomanelatra hoan’Antsirabe faharoa androany Alarobia 30 Novambra.

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra :Réunion mensuelle ANTANIFOTSY

 antanifotsy 2Fidinana ifotony nataon'ny ekipan ny Faritra Vakinankaratra nihaonana tamin'ireo ben'ny tanana sy ireo service technique tao amin ny distrikan'Antanifotsy nandritra ny fivoriana fanao isam-bolana .

Lire la suite...

Programme

zovy

Vakinankaratra

Situation

Situation