entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antanifotsy

Faritra Vakinankaratra :Réunion mensuelle ANTANIFOTSY

 antanifotsy 2Fidinana ifotony nataon'ny ekipan ny Faritra Vakinankaratra nihaonana tamin'ireo ben'ny tanana sy ireo service technique tao amin ny distrikan'Antanifotsy nandritra ny fivoriana fanao isam-bolana .

Tafiditra tao anatin'ny fihaonana ny fijerena sy fandinihina ny tena paik'ady hitondrana ny fampandrosoana ny faritra. Nitarika izany ny Lehiben'ny Kabinetra Andriamtoa RAMARIJAONA Andrianjafimiarantsoa.

antanifotsy 3antanifotsy 1antanifotsy 4

Programme

PUB

Vakinankaratra

Situation

Situation