entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antanifotsy

Faritra Vakinankaratra :Mitohy ny Fanamboaran-dalana Antanifotsy

lalana antanifottsy 1Mitohy hatrany ny asa fanamboaran-dalana ao Antanifotsy mankany Andranofito . Ny maraina teo dia nidina tany an-toerana ny Sekretera Jeneralin'ny Faritra Andriamatoa RAKOTOMAHANDRY Thimoté nijery ny fizotry ny asa.

Marihana hatrany fa ireo fitaovana fanamboaran-dalan'ny Faritra sy ireo Teknisianin'ny Faritra no miantsoroka izany

lalana antanifotsy 3lalana antanifotsy 4lalana antanifottsy 2

 

Programme

zovy

Vakinankaratra

Situation

Situation