entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

21ème édition de la Vitrine du Vakinankaratra

30 Août 2018

fiova 1Le Secteur Privé local et ses partenaires ont eu raison en prenant l’initiative de cette 21ème édition de la Vitrine du Vakinankaratra, notamment de par le fait que leur mobilisation autour de cet évènement est encore une fois établie :

              - au niveau des exposants dont le nombre représente cette année plus de 50% de hausse par rapport aux éditions précédentes;

Lire la suite...

Ambatolampy : Nahazo fandanjana fiara vaventy sy famonoana biby 

29 Août 2018

fandanjana 1Manampy ny vondrom-bahoakam-paritra amin’ny fampidirana ny tamberim-bidy ny fahazoan’ny Faritra Vakinankaratra amin’ny alalan’Ambatolampy ny « Station de Pesage » ; ary manome sakafo ara-pahasalamana sy manaraka ny fenitra sy ny kalitao ny fahazoana ny toerana famonoam-biby tao Ambatolampy.

Lire la suite...

Fifanampiana Malagasy: Nahazo tombony ireo zaza sahirana mihisa 100

22 Août 2018

mpianatra 1Mpianatra mihisa 100 sy mpanabe miisa 9 ary ny filohan'ny Fifanampiana Malagasy no tonga manao ny fialan-tsasatra eto amin'ny Faritra Vakinankaratra. Ny andron'ny talata teo no tonga nitsidika ny birao ny Faritra ireto ankizy miaraka amin'ireo mpanabe ka noraisin'ny Lehiben'ny Faritra ny Jeneraly RAKOTONARIVO William sy ny talen'ny kabinetra izy ireo.

Lire la suite...

Toby lehibe Farihimena : Fankalazana ny famaranana isan-taona faha- 72

26 Août 2018

farihimena 1"Fa ny olona izay ankasitrahan'Andriamanitra dia omeny fahendrena sy fahalalana ary fifaliana"Mpit 2.26a io no teny faneva noraisin'ny Fiangonana Loterana Malagasy Synodam-paritany Avaratrimania Fileovana Toby Lehibe Farihimena Fifohazana miray ao amin'ny FFPM nentin'ny namaranana ny isan-taona faha 72 (1946-2018) izay Nanomboka ny alahady 19 Aout ka nifarana ny alahady 26 Aout 2018.

Lire la suite...

 Antsoantany : Olona telo mianaka no may niaraka tamin'ny tranony

20 Août 2018

antsoatany 1Fianakaviana iray no niharan-doza ka mpivady iray niaraka tamin'ny zanany lahikely manodidina ny 6 taona no may niaraka tamin'ny entana rehetra tao an-trano sy ny vola vidin'entana mitentina 6 000 000 ariary. Nitrangana haintrano mahatsiravina tao amin'ny kaominina Antsoatany- Distrika ny Antsirabe II ny alin'ny alahady 19 aogositra 2018 lasa teo.

Lire la suite...

Seha-mpihariana ronono : Foto-drafitr'asa goavana no napetraka tao Andranomanelatra

24 Août 2018

ronono 1Vakinankaratra no sompitry ny ronono eto Madagasikara raha toa ka ny 80% ny vokatra dia avy eto avokoa.Tombony lehibe ho an'ny kaominina roa dia Andranomanelatra sy Kaominina Ambohimanarivo Distrika Antsirabe faharoa ny fahazoany foto-drafitrasa vaovao toby fanangonana ny vokatra ronono sy toerana famatsiana sakafom-biby izay napetraka ao amin'ny Fokontany soamahavoky

Lire la suite...

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation