entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

Région Vakinankaratra :Ahazo Pompier fiaraha-miasa amin’ny Tafika

28 Novembre 2017

pompier2Ho voavaha atsy ho atsy ny olana amin’ny tsy fananana pompier eto Antsirabe – Vakinankaratra, vita ny maraina teo ny fifanekena fifanaovantsonia teo amin’ny Commune urbaine Antsirabe andaniny ary ny Pompier France Madagascar ankilany , nanatrika izao fifanaovan-tsonia izao ny CEMGAM avy ao amin’ny ministeran’ny Fiarovam-pirenena.

Ny miaramila no hiandraikitra ny fampiodonana ity pompier eto Antsirabe ity.Nanome voninahitra izao lanonana fifanaovan-tsonia izao ny Mpitondra fanjakana eto Antoerana isan’izany ny Lehiben’ny Faritra Vakinankaratra ny Jeneraly Rakotonarivo William, ny Prefet eto Antsirabe Ramatoa Andriatomponera Voahangiharimino .

pompier4pompier3pompier1

Unité de communication

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation