entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

Fikaonan-doha iraisam-pirenena "ATN"

06 Décembre 2017

saryflm4Hateloana ny faharetan'ilay fikaona-doha iraisam-pirenena mikasika ny ATN "Ampiasao ny Talentanao" " Use Your Talents " izay atao etsy amin'ny Centre Lovasoa Antsirabe. Vahiny maro avy amin'ireo firenena avy any ivelany , indrindra fa ireo mpisehatra eo anivon'ny Fiangonana Loterana no miara-mikaon-doha amin'ireo manam-pahefana eto an-toerana , ka tanjona amin'izany ny fanamafisam-piaraha-miasa eo amin'ny fiangonana sy ny fanjakana ,

ka hampivelatra ny vondrom-piaraha-monina amin'ny fifantohana amin'ny fampiasana ny harena sy ny tambajotra eo an-toerana. Ho raisna ohatra ny zava-misy eto Madagsikara eo amin'izay fiaraha-miasan'ny fiangonana ny fanjakana izay , ary azo tsapain-tànana amin'izany ny zava-misy aty Vakinankaratra . Tsy azo hodian-tsy hita ihany koa nefa ireo trai-kefa avy any amin'ireo firenen-kafa mpandray anjara amin'izao fikaonan-doha goavana izao. Nitarika ireo manam-pahefana avy eto an-toerana Ramatoa Préfet n'Antsirabe sy Andriamatoa Lehiben'ny Faritra Vakinankaratra ary hoan'ny avy eo anivon'ny Finona Loterana dia ny Docteur RAKOTONIRINA David , filohan'ny Fiangonana Loterana eto Madagasikara. Nitohy tamin'ny fitsidihan'ireo Vahiny ny manam-pahefana teto an-toerana ny ny fotoana tamin'ity tapa-potoana hariva ity hoan'ny andro voalohan'ny fikaonan-doha .

saryflm1saryflm2saryflm3

U. Comm

Programme

PUB

Vakinankaratra

Situation

Situation