entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

Délégation CASEF et Banque Mondiale

12 Décembre 2017

banque 1Delegasiona mafonja avy amin'ny banky iraisam-pirenena sy avy amin'ilay tetik'asa CASEF no mandalo eto Vakinankaratra amin'izao fotoana izao. Teo am-pahatongavana dia noraisin'Andriamatoa Lehiben'ny Faritra Vakinankaratra ny Jeneraly RAKOTONARIVO William sy ireo mpiara-miasa aminy izy ireo teto amin'ny biraon'ny faritra izy ireo.

 

.

banque 2banque 3banque 4

U.COMM

 

Programme

PUB

Vakinankaratra

Situation

Situation