entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

×

Annonce

L'absence de droits d'accès - fichier '/images/Actualites/150_ème_loterana_1.jpg'
L'absence de droits d'accès - fichier '/images/Actualites/150_ème_loterana_2.jpg'
L'absence de droits d'accès - fichier '/images/Actualites/150_ème_loterana_3.jpg'
L'absence de droits d'accès - fichier '/images/Actualites/150_ème_loterana_4.jpg'

District Antsirabe I

Fiangonana Loterana Malagasy : 150 Taona

17 Décembre 2017

150 ème loterana 108 Desambra 1867- 08 Desambra 2017 , Feno150 taona katroka tamin'ity taona ity ny Fiangonana Loterana Malagasy izay nifanandrify indrindra amin'ny fankalazana ny fa 500 taonan'ny reformasiona. Tao Ambohitsimanova Betafo no nanaovana ny fotoam-bavaka lehibe ho fankalazana manetriketrika izany taon-jaobily izay ka nanome voninahitra izany ny Filoham-pirenena Malagasy Andriamatoa Hery RAJAONARIMAMPIANINA

notron'ireo mpikambana eo anivon'ny Governemanta sy ireo manampahefana avy aty Vakinankaratra notarihin-dRamatoa Préfet sy Andriamatoa Lehiben'ny Faritra Vakinankatra . Fotoam-bavaka lehibe notarihin'ny Filohan'ny Fiangonana Loterana Malagasy ny Pastora Docteur RAKOTONIRINA David no nanombohana ny fotoana ary nofaranana tamin'ny fanolorana mari-boninahitra hoan'izy 45 mianadahy nahavita be teo amin'ny sahan'ny FLM .
"Ny marina amin'ny finoana no ho velona" Rom 1:17 no teny faneva an'izao jaobily lehibe izao.

150 ème loterana 2150 ème loterana 3150 ème loterana 4

U.COMM

 

Programme

PUB

Vakinankaratra

Situation

Situation