entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

Caisse d'Epargne de Madagascar 100 taona

18 Décembre 2017

caissa depargne 1Feno 100 Taona ny Caisse d'Epargne de Madagascar , isan'ny nanamarihana izany ny fitokanana ny trano vaovaon'ny Caisse d'Epargne eto Antsirabe ny Zoma 15 Desambra lasa teo . NItarika ny lanonana Ramatoa Vonintsalama ANDRIAMBOLOLONA , Minisitry ny vola sy ny teti-bola , notron'ireo manampahefana avy eto an-toerana notarihin-dRamatoa Préfet n'Antsirabe sy Andriamatoa Lehiben'ny Faritra Vakinankaratra.

 

 

caissa depargne 2caissa depargne 3caissa depargne 4

U.COMM

 

 

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation