entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

ENIAP : Famoahana ny andihany Rova

22 Décembre 2017

1 acmil 1Inspecteur de police miisa 100 ka ny 11 amin'izy ireo dia vehivavy , Agent de police miisa 645 izay ahitana vehivavy 41 no andiany indray mihira nisalotra ny anarana ROVA no navoaka androany tetsy amin'ny ENIAP andrany faha 22 Desambra , ka nitarika ny lanonana Andriamatoa Praiminisitra Lehiben'ny Governemanta SOLONANDRASANA Mahafaly Olivier ,

ny Minisutry ny Fahasalamam-bahoaka ny Profesora ANDRIAMANARIVO Mamy Lalatiana ary mazava hoazy ny Contrôleur Général de Police ANDRIANISA Mamy Jean Jacques ministry ny filaminam-bahoaka. Nitombo tsy tahaka ny isan-taona ny isan'ireto polisy navoaka ireto satria tamin'ny taon-dasa dia 600 no isan'ny navoaka raha 745 tamin'ity taona ity. Hantitra ny fanabeazana satria tany am-piandohana ireto polisy navoaka ireto dia 750 , ka ny roa (02) tamin'izy ireo dia voaroaka ary ny telo (03) kosa diamamerin-taona .
Nandritra ny lahateny nataony no nanamafisan'Andriamatoa Praiminisitra Lehiben'ny Governemanta fa tafiditra indrindra ao anatin'ny fanamafisana ny fitandroana ny filaminana eto Madagasikara ny fananantsika polisy nahavita fihofanana toy izao , koa satria rehefa milamina ny tany dia tsy sarotra ny manao fampandrosoana .
Fantatra teto fa 1100 indray ny andiany manaraka ka ny 100 hiofana ho inspecteur de police ary ny 1000 kosa dia ho agent de police.

1 acmil 21 acmil 31 acmil 4

U.COMM

 

Programme

PUB

Vakinankaratra

Situation

Situation