entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

Fizarana masomboly

23 Janvier 2018

masomboly 1Ao anatin’ny seham-pihariana 4 ifotoran’ny Faritra vakinankaratra ny soza, vita io maraina io ny fizarana masomboly sy ny fanaovan-tsonia eo amin’ny Faritra sy ny mpamokatra ho an’ny andiany voalohany, ka 50 ha izany tany ho rakotra soza amin’ireo kaominina maromaro miparitaka ao amin’ny Distrika ato anatin’ny Faritry vakinankaratra izay tena mbola ao anatin’ny fotoam-pambolena tsara.

Mba hazoana vokatra tsara anefa dia hisy ny fanarahamaso fidinana ifoton’ny ataon’ireo teknisianina avy amin’ny faritra sy ny foibem-pritry ny fambolena sy ny fiompiana (DRAE).
Misokatra amin’ireo mpisehatra ao anatin’ny lalam-piharihana soja rehetra ny Faritra Vakinankaratra ary manetana azy ireo hifanatona.Betsaka ny tosika azon’ny Faritra atao eo amin’ny lafiny fampandrosoana ary laharampahamehana ankehitriny ny lalam-piariana soja.
Nitarika izao fanomezana masomboly teo anivon’ny Faritra izao ny Talen’ny kabinetra Andriamatoa Andrianjafy RAMARIJAONA.

masomboly 4masomboly 2masomboly 3
Jean Jacques (stagiaire)

Programme

zovy

Vakinankaratra

Situation

Situation