entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

Fitsidihan'ireo Delegasiona Marokanina

31 Janvier 2018

Marokanina 1Nitsidika tamin'ny fomba fifanajana Ny Lehiben'ny Faritra Vakinankaratra ny andron'ny talata 30 janoary teo , ireo delegasiona Marokana izay manam-pahaizana manokana eo aminny sehatry ny fiompiana sy fambolena, votoatin'izao fitsidihana izao ny hijerena izay mety ho fiaraha-miasa eo amin'ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana aty Vakinanakratra.

Nanotrona azy ireo tamin izany ny Tale Jeneralin'ny Ministeran ny fiompiana sy ny fambolena , ny Talem-paritry fiompiana sy Fambolena Vakinankaratra ary ny avy ao amin'ny Fifamanor.

Marokanina 3Marokanina 2Marokanina 4

 

Programme

zovy

Vakinankaratra

Situation

Situation