entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

Danses latines : lasan'i Vakinankaratra ny amboara

14 Février 2018

danse 2Tany Toliara no natao ny fifaninanam-pirenena voalohany teo amin'ny "Danses Latines", lasan'i Vakinankaratra ny tompon-daka teo amin'ny "3 danses " sy ny "05 Danses " . Ny takarivan'ny talata 13 Febroary teo no noraisn'Andriamatoa Lehiben'ny Faritra Vakinankaratra ny Général de Division RAKOTONARIVO William teto amin'ny biraon'ny Faritra izy efatra mianadahy nandrombaka ny amboara maha tompon-dakan'i Madagasikara .

Nanotrona azy ireo ny Filohan'ny federasiona Malagasin'ny dihy ara-panatanjahantena sy ny dihy Mihaja Andriamatoa Leccia Jean Christian, ny filohan'ny Ligy Vakinankaratra ary ny Talen'ny foibem-paritry ny tanora sy ny fanatanjahantena Vakinankaratra.

danse 1danse 4danse 3

U.COMM

 

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation