entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

Vonona ny vehivavin’ny vakinankaratra hiatrika ny 08 mars

22 Février 2018

vehivavy 1« Fotoana izao: Mampisandratra ny fiainan’ny vehivavy Malagasy ireo Mpikatroka eny ambanivohitra sy Antanan-dehibe » io no lohahevitra iompanan’ny fankalazana ny andron’ny vehvavy 08 martsa amin’ity taona 2018 ity. Vonona tanteraka ny komitim-panomana ny hetsika 08 martsa eto vakinankaratra sy ireo fikambanam-behivavy maro samy hafa.

Niditra tamin’ny fivoriana faha-efatra izy ireo ny Alarobia lasa teo ary efa mby hatrany amin’ny 60% ny fanomanana. Tompomarika voalohany amin’ny hetsika ny Talem-paritry ny Mponina sy ny sosialy ary ny fampiroboroboana ny vehivavy. Ramatoa Raherison Lalanirina
Niara-nitarika ny fivoriana teto Ramatoa Prefet Antsirabe sy ny vadin’ny Lehiben’ny Faritra ramatoa RAKOTONARIVO Esthère izay reny mpiahy ny hetsika
Haneho ny tanjany ny vehivavy eto izy ireo rahateo efa tsy mitaky ny zony intsony fa efa mampiasa izany amin’izao vanim-potoana izao. Tsara ny mapatsiahy fa 04 no efa tafakatra amin’ny dingana manaraka amin’ireo nandray anjara amin’ny fifaninana tetikasa ho an’ny vehivavy avy aty Vakinankaratraka 2 avy ao Ambatolampy ary 02 kosa eto Antsirabe.

vehivavy 2vehivavy 3vehivavy 4
Unité de Communication

 

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation