entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

Vakinankaratra taona 2017 taonan'ny fahombiazana , 2018 hametrahana ny Vina isan'Ambaratonga

24 Février 2018

vina 1Nihaona tamin'ireo tompon'andraikitra rehetra eto anivon'ny Faritra Vakinankaratra ny Ministry ny fahasalamam-bahoaka ny Profesora Mamy Lalatiana ANDRIAMANARIVO.Anton'ny fihaonana ny fanomezana ny toromarika rehetra sy ny fihainoana ny olana misy ahafahana manafaingana ny fampandrosoana sy ahafahana mametraka ny Vina isan'Ambaratonga ho tohin'ny Vina napetraky ny Filoham-pirenena. Hamafisina ny firaisankina izay efa nampiavaka an'i Vakinankaratra hatramin'izay.

vina 3vina 2vina 5

 

 

Programme

PUB

Vakinankaratra

Situation

Situation