entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

Herinandron'ny rano

07 Avril 2018

Eau 6Herinandron’ny rano : betsaka ireo fotodrafitrasa notokanana
Nahazo tombony ny tao amin'ny Kaominina Andranomanelatra ,distrikan'antsirabe II , tao amin'ny EPP Bemololo izay nahazo foto-drafitr'asa vaovao dia paompin-drano 1 sy ny toeram-pidiovana iray izay fiaraha-miasa eo amin'ny fanjakana

sy ny tsy miankina na ny 3P KA orin'asa HOLCIM no nahazoana ireo foto-drafitr'asa vaovao izay mitentina 17 tapitrisa ariary ny tetibidy nananganan azy.
raha Ny Distrikan'Antanifotsy kosa no nandray ny fankalazam-paritra ho an'ny herinandron'ny Rano izay notanterahina tao amin'ny Kaominina Ambanivohitra Ampitatafika ,fitokanana Paompin-drano fisotro madio niarahana tamin'ireo mpiara-miombon'antoka ONG PROTOS, nahazo famatsiana avy amin'ny vondrona Eropeana sy ny Gouvernemanta Bèlge . Zava-dehibe ho an'ny fanjakana ny fampidirana rano fisotro madio tsy mitanila ka entanina ny tsirairay amin'ny fikojakojana sy ny fitsipika mifehy ny foto-drafitr'asa .


Unité de Communication

 

Programme

zovy

Vakinankaratra

Situation

Situation