entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

Conférence de presse Z'ovy à Tanà

19 Avril 2018

zovy 1Foara ara-toekarena Z'ovy: Fanoitra ho an'ny Fampandrosoana efa lasa "outil" na fitaovana ho an'ny fampandrosana an'i Vakinankaratra ny hetsika Z'ovy. Efa andiany faha-efatra izy ankehitriny midika izany fa efa manana traikefa ny mpikarakara ary lanja-miakatra hatrany ny fahombiazana. Mpanao gazety maherin'ny 50 no liana amin'ny fanomanana ny Z'ovy andiany fahaefatra ny 18-19-20 mai 2018 izao no hanataterahana izany

zovy 2zovy 3zovy 4

 

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation