entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

Semaine Nationale d'activisme sur l'éducation à la citoyennetté et au civisme 

28 Mai 2018

a1Antsirabe vakinankaratra no nofifinidin’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena hanombohana amin’ny fomba ofisialy ny Herinandron'ny fanabeazana ho olom-pirenena vanona ,Olom-pirenena maneho hevitra arahin'asa mampivoatra ny faritra misy azy. Aharitra efarana ny hetsika eto Antsirabe.Natomboka tamin'ny Carnaval lehibe nandraisan'ireo mpianatra rehetra amin'ny fanjakana sy ny sekoly tsy miankina manerana ny fari-piadidiam-pampianarana Antsirabe 1 ary koa ny avy any amin'ny Antsirabe 2. Fanabezana ireo ankizy amin'ny fahaiza-miaina ,fitiavan-tanindrazana , fahampahalalana ny fananana zo sy andraikitra . Nisy ny fampiratiana nataon'ireo sekoly tamin'ny alalan'ny trano heva hanehoany ny maha izy azy notsidihin'ireo manam-pahefana .Nisolo ten any lehiben’ny faritra vakinankaratra teto ny Sekretera jeneralin’ny faritra vakinankaratra andriamatoa RAKOTOMAHANDRY Timothé.

a4a3a2

U.COMM

 

Programme

PUB

Vakinankaratra

Situation

Situation