entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

×

Annonce

L'absence de droits d'accès - fichier '/images/headers/AFFICHE_2018_RECTI.jpg'

District Antsirabe I

Ambohimandroso : Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny fahasalaman'ny maso

11 Octobre 2018

"Fahasalaman'ny maso andraikitry ny rehetra"

Niompana tamin'izany ny fankalazana rehetra. Nifanome tanana tamin'ny tolotra ara-pahasalamana rehetra ny fanjakana sy ny tsy miankina ary ny mpiara-miombon'antoka. maro ireo tolotra maimaim-poana nomena ny vahoaka teto. Ny fizahana ny maso, fanomezana solomaso ho an'ireo zokiolona,

fandraisana an-tanana amin'ny sarany mora raha nisy trangana katarakta, fitiliana ny diabeta, ny aretin'ny sofina, fizaham-pahasalamana ankampobeny.

Mpitsabo maro no nifanome tanana teto ny avy aty Antsirabe, ny tao amin'ny HJRA, ny Hopitaly Andranomadio, ny centre Ezco sy ny maro hafa. Isan'ireo mpiara-miombon'antoka nifanohana tamin'ny komity "Vision 2020" ny Lions club Antsirabe .

U. Comm

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation