entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

Banky Foiben'i Madagasikara: Hametraka masoivoho eto Antsirabe

09 Novembre 2018

BFM1Tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fifanajana ny mpitantana teto anivon'ny Faritra Vakinankaratra ireo delegasion'ny banky foiben'ny Madagasikara izay notarihin'ny Governora ny banky foiben'ny madagasikara AndriamatoaRASOLOFONDRAIBE Alain. Nandray azy ireo ny Lehiben’ny Faritra Vakinankaratra ny Jeneraly RAKOTONARIVO William sy ny talen’ny kabinetra ny Faritra ANDRIANJAFIMIARANTSOA Ramarijaona.

Navohitra nandritra ny fihaonana teto ny fanokafana masoivohon'ny Banky foiben'ny Madagasikara ka izany idrindra no hangatahan'izy ireo ny fiaraha-miasa amin'ny Faritra Vakinankaratra.
Nambaran'ny Lehibe'ny Faritra tamin'izany fa vonona tanteraka ny Faritra satria dia ho afa-pasahiranana ny mponina ary indrindra sy ireo banky misy eto an-toerana amin'ny fifezivezena miakatra any Antananarivo. Nanome toky ihany koa izy fa raha misy olana eo amin'ny resaka tany hanorenana ny trano dia afaka manome izany ny Faritra

BFM2BFM3BFM4

 

 

 

 

Unité de Communication

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation