entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

×

Annonce

L'absence de droits d'accès - fichier '/images/banners/fivoriana_ref_et_reg_1.jpg'

District Antsirabe I

Région Vakinankaratra : Réunion mensuelle Préfecture et Région

fivoriana ref et reg 1Omaly talàta faha 20 Desambra no natao ny fivoriana fanao isam-bolana fanao eo anivon'ny Prefektioran'Antsirabe sy ny faritra Vakinankaratra . Nitarika izany ny Sekretera Jeneralin'ny faritra sy ny Sekretera Jenarlin'ny Prefektiora .

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra : Tetik'asa MIHARY

Tetikasa mihary 1Nampahafantarina io maraina io teto amin'ny Biraon'ny faritra Vakinankaratra ny Tetik'Asa MIHARY , tetik'asa izay hikendry indrindra ny hitondra fampiovoarana eo amin'ireo olona manana fahasembana eo amin'ny tontolon'ny asa.

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : ACMIL 50 taona

 ACMIL

Toy fanao isan-taona dia ny datin’ny 12 janoary io ankalazana ny andron’ny Manamboninahitra izay raha tsiahivina kely ara-tantara dia ny 20 may 1966 araka ny didim-panjakana nitondra ny laharana fah 66-222 no niforona ny Akademia Miaramila Ka ny 12 Janoary 1967 no nandray mpianatra voalohany ny sekoly

Lire la suite...

Programme

zovy

Vakinankaratra

Situation

Situation