entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

LEMAKA IANDRATSAY : tombony roa lehibe sady ahazo vola ny tantsaha no ahazo vokatra atsy ho atsy

05 Octobre 2018

Natomboka tamin'ny fomba ofisialy ny tetikasa fanadiovana ny lakan-drano Iandratsay ao amin'ny kaomininana Belazao distrika Antsirabe II. Tonga nanokatra izany ny talem-paritry ny fambolena sy ny fiompina Ramatoa RAKOTONDRANAIVO Voahangy notronon'ny « Conseiller technique « « eo anivon'ny ministeran'ny fambolena sy ny fiompiana ary ny lehiben'ny sampandraharaha ny tetikasa eto anivon'ny Faritra andriamatoa Romuald Ramarolahy.

Lire la suite...

Andranomanelatra : Nahazo toerana famonoana omby sy kisoa

04 Octobre 2018

Sambany eo amin’ny tantaran’ny kaominina Andranomanelatra no nahazo « tuerie » na famonoana ny biby toy ny kisoa sy ny omby manaraka ny fenitry ny fahasalamana sy ny lafiny teknika. Eo amin’ny tanan’ny Bemasoandro ao amin’ny Fokontany bemololo Andranomanelatra no misy ity fotodrafitrasa ity.

Lire la suite...

Herinandron'ny fandraharahana ara-bola 2018: 90% an'ireo distrika 141 no efa voarakotra

24 Septembre 2018

Mpikambana miisa 20 no mandrafitra ny APIMF na ny (Association professionnelle des Institutions de Microfinance) manerana an'i Madagasikara. Hontanterahana eto amin'ny renivohitry ny Faritra Vakinankaratra ny herinandron'ny rafitra fandraharahana ara-bola madinika 2018 andiany faha efatra ny 24-28 septembra izao eo anoloan’ ny kaominina ambonivohitra Antsirabe.

Lire la suite...

MANDOTO : Fotodrafitr'asa 03 goavana mamaly ny filan'ny vahoaka

04 Octobre 2018

Mijanona ho fahatsiarovana sisa ilay biraon’ny commune Mandoto Fahiny, trano asy nisy rihana , simban’ny horohorontany ny 12 janoary 2017. Ankehitriny trano moderina lehibe misy efitra 9 ary misy efitrano fivoriana mendrika. Notokanana ny andron’ny tsena ny alarobia 03 octobre ireo fotodrafitrasa ilain’ny vahoaka tao antoerana. Teo ny biraon’ny commune , ny biraon’ny kaomisaria an’ny polisim-pirenena ary

Lire la suite...

CNFPAR Vinaninkarena nankalaza ny faha - 55 taona (1963-2018)

21 Septembre 2018

Tanjona goavana eo amin'ny Ministeran'ny fanofanana ara-k'asa sy fampiofanana ara-teknika ny fampiroboroboana ny sekoly fandratoanana fahalalana manerana ny Nosy raha toa ka ao anatin'ny faritra 17 no misy ny talem-paritra hiasany. Tafiditra ao anatin'izany indrindra ny Ivon-toerampiofanana CNFPAR(Centre National de Formation Professionnelle Artisanal et Rural) Kaominina ambanivohitra Vinanikarena,

Lire la suite...

Fitsidiana ofisialy nataon'ny Minisitry mponina sy fiahina ara-tsosialy ary ny fampiroboroana vehivavy.

28 Septembre 2018

Tafiditra anatin'ny fampiroboproboana ny ara-tsosialy sy ny ara-toekarena ny mponina eto Vakinankaratra ny fidinana ifotony nataon'ny ministry ny mponina Ramatoa NAHARIMAMY Yrmah ny faran’ny herinandro teo. Distrika miisa 3 ato anatin'ny Faritra Vakinankaratra no notsidihiny dia Distrika Betafo, Antsirabe I ary Antsrabe II tao Mahaimandry.

Lire la suite...

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation