entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

×

Annonce

L'absence de droits d'accès - fichier '/images/headers/AFFICHE_2018_RECTI.jpg'

District Antsirabe I

Faritra Vakinankaratra : Tetik'asa famokarana ETHANOL

05 Mai 2017

inauguration 1

Any amin'ny faran'ity volana may ity dia efa afaka hamokatra "Ethanol" na angovo fandrehatra azo avy amin'ny fanodinana ny Fary na ny mangahazo isika eto Vakinankaratra amin'ny alalan'ny fiaraha-miasan'ny Fanjakana sy ny Fiangonana FLM .Endrika fampandrosoana mivantana ho an'i Vakinankaratra ny fanorenana ity orinasa ity hoy ny filohan'ny Fiangonana Loterana Malagasy satria iaraha-mahalala fa tany mamokatra ity faritra ity ary azo antoka ihany koa ny famoronana asa vaovao

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra : SDN: Mpitantana vaovaon'ny Centre Numerique KAREN CAREN

03 Mai 2017

karen2Ny ONG “Solidarité par le développement de la Numérique” indray izao no misehatra amin’ny fitantanana ny centre CAREN Karen eto anivon’ny Faritra Vakinankaratra.Vita ny maraina teo tao amin’ny efitrano fivorian’ny Caren-Karen ny maraina teo ny fanaovan-tsonia ny famindram-pitantanana izany, nanao sonia andaniny ny lehiben’ny Faritra Ny jeneraly RAKOTONARIVO William ankilany ny filohan’ny ONG SDN Atoa RAVELOJAONINA Maxime.

Lire la suite...

 

Faritra Vakinankaratra :ANTSIRABE I

15 Avril 2017

region vakinankaratra  sinistre mahazoarivo 1Tao aorian’ny hain-trano nahazo ireo tokantrano miisa 17 ny Asabotsy 15 Avril lasa teo tao amin’ny fokontany Mahazoarivo dia nijery ifotony ny fahasimbana ny avy eto amin’ny Faritra Vakinankaratra sy ny Prefektiora ary ny Kaominina izay tarihin’Andriamatoa Lehiben’ny Faritra RAKOTONARIVO William sy Ramatoa Prefet ,ka nitondra vary atsasan-taonina avy amin’ny Faritra Vakinankaratra ho an’ireo olona maherin’ny 100 tsy manan-kialofana .

Lire la suite...

Herinandro Afrikana ho an'ny Vakisiny , sy ny herinandro ho an'ny fahasalaman'ny Reny sy ny Zaza

26 Avril 2017

Region-vakinankaratra santé4Ao anatiny tanteraka isika eto Madagasikara amin'ny fanatrarana ny tanjony Vinan'ny Fampandrosoana maharitra amin'ny taona 2030 amin'izao fotoana izao. Raha ho antsika ary dia fantatra fa nanombokany taona 2015 ka hatramin'ny 2019 dia nametraka ny ny paik'ady indrindra fa ny eo amin'ny eo amin'ny fanatsarana ny fahasalaman'ny reny sy ny zaza.

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra : FIANAKAVIANA TRA-BOINA 12 NAHAZO FANAMPIANA TETO ANTSIRABE I

12 Avril 2017

reg-vak fizana entana1Fianakaviana 102 manerana ny Faritra Vakinankaratra no rava trano taty Vakinkaratra nandritra ny fandalovanan’ny rivo-doza Enawo. Fianakaviana 12 taty amin’ny Distrika Antsirabe no nisantarana ny fizarana ny fanmpiana rehetra. Raha tsiahivina dia nanao hetsika “telethon” ny Faritra Vakinankaratra ny 22 Mars lasa teo,

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra :Nankahery ireo may trano sy rava fanana tetsy Mahazoarivo ny Minisitry ny Fahasalamana sy ny BNGRC

22 Avril 2017

trano may 1

 Tsy nanamaivana ny fahavoazana nihatra tamin’ireo vahoaka vokatry ny hain-trano nahatsiravina tetsy Mahazoarivo avaratra ny fitondram-panjakana foibe fa tonga nidina sy nijery ny zava-nisy taty an-toerana io takariva io tamin’ny alalan’ny Ministry ny fahasalam-bahoaka ny Profesora ANDRIAMANARIVO Mamy Lalatiana .

Lire la suite...

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation