entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

Herinandro Afrikana ho an'ny Vakisiny , sy ny herinandro ho an'ny fahasalaman'ny Reny sy ny Zaza

26 Avril 2017

Region-vakinankaratra santé4Ao anatiny tanteraka isika eto Madagasikara amin'ny fanatrarana ny tanjony Vinan'ny Fampandrosoana maharitra amin'ny taona 2030 amin'izao fotoana izao. Raha ho antsika ary dia fantatra fa nanombokany taona 2015 ka hatramin'ny 2019 dia nametraka ny ny paik'ady indrindra fa ny eo amin'ny eo amin'ny fanatsarana ny fahasalaman'ny reny sy ny zaza.

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra :Nankahery ireo may trano sy rava fanana tetsy Mahazoarivo ny Minisitry ny Fahasalamana sy ny BNGRC

22 Avril 2017

trano may 1

 Tsy nanamaivana ny fahavoazana nihatra tamin’ireo vahoaka vokatry ny hain-trano nahatsiravina tetsy Mahazoarivo avaratra ny fitondram-panjakana foibe fa tonga nidina sy nijery ny zava-nisy taty an-toerana io takariva io tamin’ny alalan’ny Ministry ny fahasalam-bahoaka ny Profesora ANDRIAMANARIVO Mamy Lalatiana .

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra :Fanampiana avy amin'ny PLATEFORME POUR L’HUMANITÉ DES SECTEURS PRIVÉS.

04 Avril 2017

region-vakinankaratra PHSP5Entana miteti-bidy 5 tapitrisa ariary no natolotry ny Plateforme pour l’humanité des secteurs privé ho an’ireo tra-boina noho ny fandalovan’ny rivo-doza Enawo tany Antanifotsy farany teo. Isan’ireo faritra tra-boina raha iny Faritra Antanifotsy iny tamin’ny Enawo saingy tsy henoheno ny voina nahazo azy ireo.

Lire la suite...

 

Faritra Vakinankaratra :ANTSIRABE I

15 Avril 2017

region vakinankaratra  sinistre mahazoarivo 1Tao aorian’ny hain-trano nahazo ireo tokantrano miisa 17 ny Asabotsy 15 Avril lasa teo tao amin’ny fokontany Mahazoarivo dia nijery ifotony ny fahasimbana ny avy eto amin’ny Faritra Vakinankaratra sy ny Prefektiora ary ny Kaominina izay tarihin’Andriamatoa Lehiben’ny Faritra RAKOTONARIVO William sy Ramatoa Prefet ,ka nitondra vary atsasan-taonina avy amin’ny Faritra Vakinankaratra ho an’ireo olona maherin’ny 100 tsy manan-kialofana .

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra :CEG Mère Kaominina Ambanivohitra Alakamisy Antivato 30 Taona.

01 Avril 2017

region-vakinankaratra ceg mère1Mbola tafiditra ao anatin'ireo Ray aman-dReny mampiana-janaka ny mponina ao amin'ny Kaominina Ambanivohitra Alakamisy Anativato . Porofon'izany ny mbola fijoarana sy fivoaran'ny Sekoly ao an-toerana . Telopolo taona lasa izay no niorina ny CEG Mère Alakamisy Anativao fokontany Mahandraza

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra : FIANAKAVIANA TRA-BOINA 12 NAHAZO FANAMPIANA TETO ANTSIRABE I

12 Avril 2017

reg-vak fizana entana1Fianakaviana 102 manerana ny Faritra Vakinankaratra no rava trano taty Vakinkaratra nandritra ny fandalovanan’ny rivo-doza Enawo. Fianakaviana 12 taty amin’ny Distrika Antsirabe no nisantarana ny fizarana ny fanmpiana rehetra. Raha tsiahivina dia nanao hetsika “telethon” ny Faritra Vakinankaratra ny 22 Mars lasa teo,

Lire la suite...

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation