entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

ENAWO : Le HVM Vakinankaratra à la rescousse

28 Mars 2017

Region-vakinankaratra HVM

La Délégation Régionale du HVM Vakinankaratra composé des Délégués des 7 Districts et des Conseillers, conduite par le Délégué Régional, a répondu à l’appel de la Région pour la collecte de fonds en faveur des sinistrés de ENAWO

La remise a eu lieu le 24 Mars après-midi devant le Bureau de la Région Vakinankaratra.

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : Le choix de carrière ne doit pas être fortuit

24 Mars 2017

Une action en faveur d’une centaine jeunes du cycle secondaire s’est déroulée dans la grande salle de la Région Vakinankaratra dans la journée du 24 Mars 2017.

Cette action sous forme de conférence est le fruit de la collaboration entre la Direction Régionale de l’Education Nationale du Vakinankaratra, le Rotary Club Ainga et la Région,

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra: Lahateny 08 Martsa 2017 - Mme Esther RAKOTONARIVO

08 Martsa 2017

Esther rakotonarivoRy reny sy rahavavy, zandry zanaka isany manerana an’i Vakinankaratra.
Voninahitra lehibe ho ahy ny mandray fitenenana anio, hampita hafatra noho ny fankalazana ny 8 marsa 2017, andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy. Ny voalohan-teniko dia maneho fiaraha-miory amin’nireo fianakavian’ny namoy ny ainy sy ireo tra-pahasahiranana noho ny rivo-doza ENAWO. Manaraka izany dia maneho ny fiarahabana feno ny vehivevy rehetra manerana ny Vakinankaratra. Arahabaina isika rehetra tsy maty fo aman’aina, notahian’Andriamanitra ka tratr’izao andro natokana ho antsika izao.

Lire la suite...

Région Vakinankaratra :Visite de travail du groupe SOCOTA

23 Mars 2017

region-vakinankaratra COTONA 1

Le groupe SOCOTA, conduit par son PDG M. Salim ISMAIL a effectué une visite de courtoisie auprès de la Région le 23 Mars 2017 dans l’après midi.

M. le Chef de Région assisté par son Chef de Cabinet a accueilli la Délégation.

Les deux parties ont fait un tour d’horizon des efforts déployés par le groupe pour apporter sa contribution dans le développement ainsi que les perspectives d’avenir qui s’avèrent prometteuses.

Lire la suite...

Fametrahana ofisialy ny Lehiben'ny faritra Vakinankaratra

03 Mars 2017

region-vakinankaratra IO CR1

“Fisandratana Mirindra ao anatin’ny 4P iarahana amin'ny rehetra”

 

io no nisongadina nandritra ny kabarin’ny lehiben’ny Faritra raha napetraky ny Piraiminisitra Lehiben’ny Gouvernemanta MAHAFALY Solonandrasana Olivier, sady miahy ny Ministeran’ny Atitany ,tamin’ny fomba ofisialy ny tenany ny marin’ny zoma 03 martsa lasa teo.

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra nanao hetsika téléthon: Taratry ny firaisankina tanteraka

23 Martsa 2017

region-vakinankaratra telethon 1

Fahombiazana sy taratry ny firaisan-kina tanteraka no azo hamehezana ny hetsika fitia tsy mba hetra, voin-kava-mahatratra notanterahina tetsy amin’ny Faritra Vakinankaratra ny andron’ny alarobia lasa teo. Voaporofo teto fa tena mbola hiainan’ny Malagasy ny soatoavina fifanampiana indrindra fa ho an’ireo tra-boina.

Lire la suite...

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation