entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

Distrikan'Antanifotsy : Nahazo tohana tamin'ny Fanjakana

21 Mars 2018

Antan zezika1Zezika Kankana (Lombricompost) 6000 kg maharakotra velaran-tany 12 ha ,masomboly katsaka 600 kg ary tsaramaso 400kg no tosika ho tantsoroka entin'ny fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny Foibem-paritry ny Fambolena sy Fiompiana nanohanana ny Distrikan'Antanifotsy nohon'ny takaitra navelan'ny Rivo-doza farany teo iny .

Lire la suite...

Fetin'ny vehivavy sy ny fandoavana tambikaraman'ny lehiben'ny Fokontany tao Faratsiho

12 Mars 2018

1 faratsiho 1Faratsiho:
Fetin'ny vehivavy sy ny fandoavana tambikaraman'ny lehiben'ny Fokontany , nifanindran-dalana
Lanonana lehibe roa sosona no niseho tao amin'ny distikan'ny Faratsiho ny alakamisy 08 mars teo ka niara-nifaly avokoa na ny lahy na ny vavy. Voalohany dia ny fankalazana ny andro manerantany ho an'ny Vehivavy natrehin'ny Minisitry ny fahasalamana sady mpiahy ny Faritra Vakinankaratra teo ihany koa Ramatoa Vadin'ny Lehiben'ny Faritra Ramatoa Esthère RAKOTONARIVO sy ny Vadiny ny Général de Division RAKOTONARIVO William.

Lire la suite...

Tambin'karama : Distrika 04 sahady no nidinana

23 Février 2018

1 tambinkarama 1Velom-bolo tanteraka ireo Lehiben’ny Fokontany tao amin’ny tapany andrefanan’I Vakinankaratra satria anjaran’izy ireo indray no nisitraka ny tambikarama 18 volana avy amin’ny Fanjakana. Nanombohana izany ny tao amin’ny Distrikan’ny Betafo izay nahitana Fokontany miisa 138 ka ny kaomina 13 no voakasik’ireo ka mitentina 81.540.000 ariary.

Lire la suite...

Miandrandra fiaraha-miasa amin'ny vondrom-paritra itsinjaram-pahefana Frantsay isika (2ème Assise de la Coopération décentralisée au Carlton Madagascar)

05 Mars 2018

assise 1‘’Fanamafisana ny politikan’ny fitsinjaram-pahefana , fanatsarana ny fifandraisana amin’ny any ivelany, fifanakalozana @ haitao sy ny traikefa ‘’ ireo no tanjona ho amin’ny vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ary manao ezaka goavana ny fitondram-pahefana hoy ny filoham-pirenena mba hanatrarana ny vina napetraka dia ny fisandratana 2030.

Lire la suite...

Vonona ny vehivavin’ny vakinankaratra hiatrika ny 08 mars

22 Février 2018

vehivavy 1« Fotoana izao: Mampisandratra ny fiainan’ny vehivavy Malagasy ireo Mpikatroka eny ambanivohitra sy Antanan-dehibe » io no lohahevitra iompanan’ny fankalazana ny andron’ny vehvavy 08 martsa amin’ity taona 2018 ity. Vonona tanteraka ny komitim-panomana ny hetsika 08 martsa eto vakinankaratra sy ireo fikambanam-behivavy maro samy hafa.

Lire la suite...

Vakinankaratra taona 2017 taonan'ny fahombiazana , 2018 hametrahana ny Vina isan'Ambaratonga

24 Février 2018

vina 1Nihaona tamin'ireo tompon'andraikitra rehetra eto anivon'ny Faritra Vakinankaratra ny Ministry ny fahasalamam-bahoaka ny Profesora Mamy Lalatiana ANDRIAMANARIVO.Anton'ny fihaonana ny fanomezana ny toromarika rehetra sy ny fihainoana ny olana misy ahafahana manafaingana ny fampandrosoana

Lire la suite...

Programme

PUB

Vakinankaratra

Situation

Situation