entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

×

Annonce

L'absence de droits d'accès - fichier '/images/café_1.jpg'
L'absence de droits d'accès - fichier '/images/café_5.jpg'
L'absence de droits d'accès - fichier '/images/café_3.jpg'
L'absence de droits d'accès - fichier '/images/café_4.jpg'

District Antsirabe I

Z'OVY : Hiditra amin'ny andihany faha-04

06 Février 2018

zovy 1Fivoriana fanomanana Z’ovy:
« Vahoaka mirotsaka amin’ny fampandrosoana antoky ny fisandratan’ny Faritra Vakinankaratra » « Population impliquée au développement , garant de l’Emergence de la Région Vakinankaratra » io no lohahevitra iompanan’ny Hetsika ara-toekarena Z’Ovy andiany faha-efatra amin’ity taona 2018 ity.

Lire la suite...

Fifampiarahabana niarahana tamin'ny Ben'ny Tanana Antsirabe I sy ny Groupe SOCOTA

31 Janvier 2018

socota 3Na dia efa aty amin 'ny fiafaran' ny volana janoary aza isika dia mbola maro ireo sehatra , na io miankina na tsy miankina amin ny fanjakana no mitondra ny solom-bodiakoho hoan 'ny Ray aman-dreny eto amin' ny faritra. Ny maraina teo dia isan 'ireo nanatontosa izany ny avy ao amin ny kaominina ambonivohitra Antsirabe notarihin' Andriamatoa Ben ny tanana sy ireo mpiara-miasa aminy .

Lire la suite...

Fitokanana ny DREN Vakinankaratra

26 Janvier 2018

DREN 3Fotodrafitra'asa maro rantsana teto anivon'ny foibem-paritry ny fanabeazam-pirenena no notokanana tamin'ity andron'ny zoma26 Janoary ity ary nahasahana distrika efatra izany dia i Mandoto , betafo , antsirabe voalohany sy faharoa. Amin'ny ankapobeny dia ireo biran'ny CISCO tamin'ireo distrika ireo no nasiam-panavaozana fa teo ihany koa no tsy mbola nanana izany ka nanorenana foto-drafitra'asa vaovao , toy ny tao Betafo sy ny teto Antsirabe.

Lire la suite...

Fitsidihan'ireo Delegasiona Marokanina

31 Janvier 2018

Marokanina 1Nitsidika tamin'ny fomba fifanajana Ny Lehiben'ny Faritra Vakinankaratra ny andron'ny talata 30 janoary teo , ireo delegasiona Marokana izay manam-pahaizana manokana eo aminny sehatry ny fiompiana sy fambolena, votoatin'izao fitsidihana izao ny hijerena izay mety ho fiaraha-miasa eo amin'ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana aty Vakinanakratra.

Lire la suite...

CAFE LUMIERE, TSENAN-JIRO: Hitondra hazavana eny amin'ny tontolo ambanivohitra

25 Janvier 2018

café 1

Ny volana jiona 2018 izao no ho tonga ao @ commune Ambatonikolahy sy ny Commune Mahaiza ny hazavana. Topomarika amin’ny fametrahana ny hazavana izao ny Faritra Vakinankaratra sy ny Electriciens sans frontiers”.NY ONG GREET no niara-nisalahy tamin’ny fanaovana ny fanadihadihana ka niantefana tamin’ireo kaominina miisa roa ireo.

Lire la suite...

Fifampiarahabana tratry ny taona vaovao 2018

27 Janvier 2018

voeux 2018 1Kabarin'Andiamatoa Lehiben'ny Faritra Vakinankaratra ny Général de Division RAKOTONARIVO William .
-Andriamatoa Ministry ny fahasalamam-bahoaka, sady Ministre Coach Vakinankaratra
-Andriamatoa filoha lefitry ny Antenimieran-doholona, ny Loholona sy ny Solom-bavambahoaka tonga manatrika eto.
-Ramatoa Prefet n’ Antsirabe

Lire la suite...

Programme

zovy

Vakinankaratra

Situation

Situation