entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

Tetik'asa PAGOSE-DEMOS : Ahazo herin'aratra hatrany amin'ireo toerana saro-dalana 

13 Août 2018

demos 1Toerana sy tanana maro aty Vakinankaratra sy ny manodidina azy no hisitraka ny fahazoana herinaratra amin’ny alalan’ny tetikasa goavana PAGOSE “Projet d’Amélioration de la gouvernance et des operations dans le secteur de l’Electricité” sy ny projet DEMOS « Développement à Moindre cout du secteur Electricité », ny banky iraisam-pirenena no mpamatsy vola.

Lire la suite...

Tetikasa famatsin-jiro ny tontolo ambanivohitra

06 Août 2018

jiro 1kaominina roa eto anivon'ny Faritra Vakinanakaratra no ahazo tombotsoa.
"Projet Café lumière" io no anarana ity tetikasa mamatsy herinaratra eny amin'ny tontolo ambanivohitra ity. Kaominina mihisa 2 ato antin'ny Faritra no efa nahavitana sy nametrahana ity tetikasa ity dia ny kaominina Mahaiza sy Ambotonikolahy ao amin'ny Distrikan'ny Betafo.

Lire la suite...

Masoivohon’ny Korea nitsidika taty Vakinankaratra

25 Juillet 2018

jap 2Nisy ny fitsidihana ara-pomba feno fanajana tanteraka nataon'ireo delegasiona mafonja avy any Corée atsimo ny Faritra Vakinankaratra, nandray ireto vahiny ireto ny Lehiben'ny Faritra Vakinankaratra ny General de Division William RAKOTONARIVO sy tale miadidy ny lafintany ary ny tale miandraikitra ny fampandrosoana ny andron'ny alarobia 25 jolay 2018 teo.

Lire la suite...

Akademia Miaramila Antsirabe " Fandresena 2018"

28 Juillet 2018

fandresena 1"Ho an'ny Tanindrazana" io no filamatra hotratrarin'ireo mpianatra manam-boninahitra eo amin'ny fanatanterahana ny asany rehefa mivoaka avy eto amin'ny Akdemia miaramila Antsirabe ho amin'ny andiany fandresena 2018.
Rehefa nahatontosa am-pamendrehana ny fiofanana tato amin'ny sekoly ireto mpianatra handray ny valin-kasasarana ary tso-drano izay miisa 107 mianadahy avy ao amin'ny andiany 3 dia ny andiany HAJA, andiany RAITRA ary ny andiany FIVOY

Lire la suite...

ESSVA Antsirabe: 137 nouveaux diplômés pour la 17ème promotion Vonona

20 Juillet 2018

essva 1Le Premier Ministre Chef de Gouvernement Ntsay Christian, Parrain de la 17ème promotion “Vonona” a assisté à une double cérémonie à Antsirabe ce jour. Il s’agit de la cérémonie de sortie de promotion baptisée “Vonona” de l’Essva, et la cérémonie d’inauguration du nouveau bâtiment. Madame Rasoazananera Marie Monique, Ministre de l’Enseignement Supérieur et de la recherche Scientifique a été venue honorer également cette cérémonie.

Lire la suite...

Diabeta : Azo fehezina sy fantarina tsara

27 Juillet 2018

diabeta 4Anatin’ny fandaharan’asa maharitra ho an’ny Faritra Vakinankaratra ny hetsika lehibe izay miahy ny mponina rehetra ao anatiny. Eo amin’ny lafiny ara-pahasalamana ary dia efa mahazatra ny hetsika ataon’ny AMADIA( Andia Malagasy Miady amin’ny Diabeta) eto Antsirabe , varavarana misokatra andiany ny faha telo hiadivana amin’ny aretina DIABETA ary nihara-dalana tamin’izao koa ny fitiliana maimaimpoana ny Diabeta sy fijerena ny fahasalaman’ ny maso.

Lire la suite...

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation