entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

Fanabeazam-pirenena : Tonga nitsidika EPP 2 teto Antsirabe ny Piraiminisitra

20 Juillet 2018

EPP 1“Olana ara-tsendikaly, vahaolana ara-tsendikaly “olana ara-politika mitaky vahaolana ara-politika”
Hentitra tanteraka ny Piraiminisitra Lehiben’ny Governemanta raha nitsidika ireo EPP roa teto amin’ny tananan’Antsirabe ny Maraina teo.Teboka 07 no nangatahan’ny sendika ary saiky efa voalamin’ny fanjakana izany fitakiana izany ka notolorana vahaolana ara-tsendikaly ka hatramin’ny taona 2020 no hanefana izany .

Lire la suite...

Taona 2030 : Tokony ho tafaverina ny ala 4 000 000 ha

18 Juillet 2018

ala 1Lavitr’ezaka ny tanjona napetraky ny fanjakana Malagasy amin’ny fiarovana ny tontolo iainana, ary tsy moramora ny hanatrarana izany tanjona izany raha tsy miara-misalahy. Izany indrindra no antony hanatanterahana atrikasa ankehitriny ao amin’ny Hotel des Thermes hametrahana paikady sy tari-dia hanatrarana io tanjona goavana io.

Lire la suite...

Hetsika ara-tsosialy manokana ho an'ireo tra-pasahiranana

10 Juillet 2018

sosialy 1Tsy nanadino ny Faritra Vakinankaratra ny vadin’ny filoham-pirenena dia ramatoa Voahangy RAJAONARIMAMPIANINA ka nandritra fankalazana ny androm-pirenena ho an’ny fanjarian-tsakafo dia nisy ny tolon-tanana avy hoan’ireo fianankaviana sahirana ara-pivelomana eny anivon’ny Fokontany mandrafitra ny kaominina Antsirabe Ambonivohitra. Miisa 1000 ireo fianakaviana marefo ara-pivelomana no notolorana lamba firakotra miisa 1 000,

Lire la suite...

FER Vakinankaratra : Miteti-bidy 1 miliara Ar ny anjaran’ny Faritra iray manontolo

18 Juillet 2018

fer1Lalana mirefy 387 km no vinavinaina ho asiam-panamboarana aty vakinankaratra, io ampahany io ihany koa no hanana’ny kaominina maro tombotsoa iraisana.Vola mitentina UN MILLIARD Ariary no natokan'ny FER na ny « Fonds d'Entretien Routier » ho an'ny Faritra Vakinankaratra ho fikojakojana ny lalana aty amin’ny Faritra iray manontolo.

Lire la suite...

Androm-pirenena ho an’ny fanjarian-tsakafo (JNN)

06 Juillet 2018

JNN 1Antsirabe, faha 6 jolay 2018– “Tsy azo ekena intsony ny fanaovana takalon’aina ny mpianatra na eo aza ny fitakiana sendikaly ka tokony handray ny andrikiny ny tsirairay” hoy ny Praiministra Ntsay Christian raha nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fanamarihana ny Andron’ny Fanjariantsakafo (JNN) tany Antsirabe androany maraina. Koa satria mahakasika betsaka ny zaza ny resaka fanjariantsakafo

Lire la suite...

FIMPIMA Antsirabe : 276 mianadahy ireo nanatevina ireo efa nikabary

14 Juillet 2018

kabary 2"Izay tia ny tenin-drazany ,tia ny tanindrazany "Miaro sy manandratra ny fomba amam-pitenenana Malagasy amin'ny alalan'ny kabary .Mpikambana miisa 276 misalotra ny anarana FANOA nozaraina marim-pamantarana fa nahavita ny fihofanana ary marim-pakasitrahana ireo efa nahavita be tamin'ny tontolon'ny kabary. Ny asabotsy 14 jolay lasa teo no natao ny lanonana mahakotrokotroka tetsy amin’ny tany malalaky ny tranopokonolona

Lire la suite...

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation