entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

×

Annonce

L'absence de droits d'accès - fichier '/images/café_1.jpg'
L'absence de droits d'accès - fichier '/images/café_5.jpg'
L'absence de droits d'accès - fichier '/images/café_3.jpg'
L'absence de droits d'accès - fichier '/images/café_4.jpg'

District Antsirabe I

Fifampiarahabana tratry ny taona vaovao 2018

27 Janvier 2018

voeux 2018 1Kabarin'Andiamatoa Lehiben'ny Faritra Vakinankaratra ny Général de Division RAKOTONARIVO William .
-Andriamatoa Ministry ny fahasalamam-bahoaka, sady Ministre Coach Vakinankaratra
-Andriamatoa filoha lefitry ny Antenimieran-doholona, ny Loholona sy ny Solom-bavambahoaka tonga manatrika eto.
-Ramatoa Prefet n’ Antsirabe

Lire la suite...

Fitokanana ny DREN Vakinankaratra

26 Janvier 2018

DREN 3Fotodrafitra'asa maro rantsana teto anivon'ny foibem-paritry ny fanabeazam-pirenena no notokanana tamin'ity andron'ny zoma26 Janoary ity ary nahasahana distrika efatra izany dia i Mandoto , betafo , antsirabe voalohany sy faharoa. Amin'ny ankapobeny dia ireo biran'ny CISCO tamin'ireo distrika ireo no nasiam-panavaozana fa teo ihany koa no tsy mbola nanana izany ka nanorenana foto-drafitra'asa vaovao , toy ny tao Betafo sy ny teto Antsirabe.

Lire la suite...

Fizarana masomboly

23 Janvier 2018

masomboly 1Ao anatin’ny seham-pihariana 4 ifotoran’ny Faritra vakinankaratra ny soza, vita io maraina io ny fizarana masomboly sy ny fanaovan-tsonia eo amin’ny Faritra sy ny mpamokatra ho an’ny andiany voalohany, ka 50 ha izany tany ho rakotra soza amin’ireo kaominina maromaro miparitaka ao amin’ny Distrika ato anatin’ny Faritry vakinankaratra izay tena mbola ao anatin’ny fotoam-pambolena tsara.

Lire la suite...

CAFE LUMIERE, TSENAN-JIRO: Hitondra hazavana eny amin'ny tontolo ambanivohitra

25 Janvier 2018

café 1

Ny volana jiona 2018 izao no ho tonga ao @ commune Ambatonikolahy sy ny Commune Mahaiza ny hazavana. Topomarika amin’ny fametrahana ny hazavana izao ny Faritra Vakinankaratra sy ny Electriciens sans frontiers”.NY ONG GREET no niara-nisalahy tamin’ny fanaovana ny fanadihadihana ka niantefana tamin’ireo kaominina miisa roa ireo.

Lire la suite...

Manana tanin-janakazo manara-penitra ny Faritra

18 Janvier 2018

zanakazo 1Manoloana ny fiovaovan’ny toetr’andro vokatry ny hetraketraky ny zanak’olombelona dia Mijery lavitra amin’ny fiarovana ny tontolo iainana ny Faritra Vakinankaratra. Zanakazo 20 000 fototra no novokarin’ny Faritra Vakinankaratra miaraka amin’ny ONG “Graine de vie”, misy karazany 12 izy ireo ary efa tody eo amin’ny fotoana tokony hambolena azy ankehitriny.

Lire la suite...

Paik'ady mahomby hiadiana amin'ny pesta

23 Janvier 2018

ady pesta 1Ny volana avrily izao no voalaza fa tokony ho tapitra ny firogatan'ny pesta raha ny eto Madagasikara . Manoloana izany indrindra dia tsy mbola mitsahatra ireho hetsika ho famongorana sy fisorohana ity valan'aretina ity. Isan'ireo ministera mandray anjara mavitrika amin'izany ny ministeran'ny tontolo iainana, ny haivoahary ary ny ala , ka io maraina io dia nanatontosa atrik'asa tetsy amin'ny Imperial Hotel

Lire la suite...

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation