entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

×

Annonce

L'absence de droits d'accès - fichier '/images/Actualites/général_de_division_2.jpg'
L'absence de droits d'accès - fichier '/images/Actualites/général_de_division_3.jpg'
L'absence de droits d'accès - fichier '/images/Actualites/général_de_division_1.jpg'
L'absence de droits d'accès - fichier '/images/Actualites/général_de_division_4.jpg'

District Antsirabe I

Urban Plan : Handrafitra ny PUDI ho an'ny 15 taona an’ny Commune Antsirabe

18 Janvier 2018

pudi 1Delegasionina vahiny avy ao amin’ny bureau d’études « Urban Plan » no mamita iraka eto Antsirabe Vakinankaratra ankehitriny. Iraka ataon’ireto vahiny sy Malagasy ireto no hanatanteraka sy hanavao ny PUDI na ny “plan d’urbanisme directeur”ho an’ny tananan’Antsirabe, ary hitondra fanamafisam-pahalalana ho an’ny rafim-pajakana mikasika izany fanatsarana ny Tanana izany.

Lire la suite...

Fivoriana fanao isam-bolana Janoary 2018

16 Janvier 2018

fivoriana 2Ny maraina ny talata 16 janoary 2018 no nanantaterahana ny fivoriana fanao isam-bolana voalohany amin’ity taona 2018 ity,teto anivon’ny Prefektioran’Antsirabe sy ny Faritra Vakinankaratra. Nitarika ny fivoriana teto ny Prefet, ny talen’ny kabinetra ny Faritra Vakinankaratra ary ny Sekretera jeneraly Prefektiora.
Navoitra nandritra ny fivoriana teto:
- Ny fanamafisana ny fiaraha-miasa matotra eo amin’ny rehetra eo amin’ny sehatra maro indrindra eo amin’ ny fampitana vaovao matotra sy ara-potoana.

Lire la suite...

Mpiasan’ny Faritra Vakinankaratra: Fifampiarabana noho ny taona vaovao 2018 

08 Janvier 2018

fifampiarabana 4Ny marainan’ny alatsinainy teo no nanatateraka ny fiarahabana noho ny taona vaovao ny lehiben’ny faritra ireo mpiasa rehetra teo anivon’ny Faritra Vakinankaratra. Tamin’ity fotoana ity mantsy vao nifankahita ny Lehiben’ny Faritra sy ireo Mpiara-miasa rehetra tamin’izao taona vaovao izao. Toy ny fanao isan-taona dia notoolorana ny solom-bodiakoho ny ray aman-dreny ary nifampirary soa teto ny rehetra.

Lire la suite...

Nahazo fanampiana ireo tra-boina ao Ambohibary sy Mandrosohasina

10 Janvier 2018

ambohibary 1Vary 2 taonina ho an'ireo tra-boina ao Ambohibary-Mandrosohasina

Olona 3316 no tsy manankialofana ao amin’ny commune ambohibary sy Mandrosohasina avy amin’ny fianakaviana 752. Ireo tranon-tsekoly miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana no mandray azy ireo noho izao voina izao. Maro ireo fokontany ao amin'ireo commune ireo no mitondra faisana toy ny fokontany ao Ambatomainty

Lire la suite...

ENIAP : Famoahana ny andihany Rova

22 Décembre 2017

1 acmil 1Inspecteur de police miisa 100 ka ny 11 amin'izy ireo dia vehivavy , Agent de police miisa 645 izay ahitana vehivavy 41 no andiany indray mihira nisalotra ny anarana ROVA no navoaka androany tetsy amin'ny ENIAP andrany faha 22 Desambra , ka nitarika ny lanonana Andriamatoa Praiminisitra Lehiben'ny Governemanta SOLONANDRASANA Mahafaly Olivier ,

Lire la suite...

Nasondrotra teo amin'ny laharan'ny "Général de Division" ny Lehiben'ny Faritra

08 Janvier 2018

général de division 2Nasondrotra teo amin'ny laharan'ny "Général de Division" ny Lehiben'ny Faritra Vakinankaratra ny Jeneraly RAKOTONARIVO William. Fankasitrahan'ny Fanjakana azy izao nahazoany ny "Général de Division izao" . Ny Ekipan'ny Faritra Vakinankaratra dia faly miarahaba anao ary mirary anao ahavita be amin'ny asa aman'andraikitra nankinin'ny Fanjakana taminao Andriamatoa Lehiben'ny Faritra

Lire la suite...

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation