entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe I

Fandaharan'asa miara-mianatra: Vakinankaratra no hisitraka izany voalohany

19 Août 2018

fianarana 1"Samy hafa miara-mianatra -Zo-mety amiko samy tafita " io no teny filamatra noentin’ny fandaharan’asa miara-mianatra iarahana amin'ny Fiangoanana Loterana Malagasy na FLM. Manana tombony manokana Antsirabe renivohitry Vakinankaratra nanombohana ny programa miara-mianatra. Faritra efatra no hametrahana ny progarama miara-miasa ka i Vakinankaratra no foibe Nasionaly, misitraka izany ny Faritra hafa toan’ny Antsinana,Faritra Amoron'Imania ,ary Matsiatra Ambony.

Lire la suite...

35ème anniversaire du “Centre de Fabrication, de Formation et d’Application de Machinisme et de la Mécanisation Agricole »

17 Août 2018

cfama 1Le Centre de formation et d’Application du Machinisme Agricole (CFAMA) en collaboration avec le MPAE organiseront les 16, 17 et 18 juin 2017 prochain, la première édition de la Foire de la Mécanisation Agricole à la place de la Gare à Antsirabe. Cette manifestation aura comme thème « Le rôle de la Mécanisation Agricole dans l’Emergence harmonisé du monde rural.

Lire la suite...

Akademia Miaramila Antsirabe " Fandresena 2018"

28 Juillet 2018

fandresena 1"Ho an'ny Tanindrazana" io no filamatra hotratrarin'ireo mpianatra manam-boninahitra eo amin'ny fanatanterahana ny asany rehefa mivoaka avy eto amin'ny Akdemia miaramila Antsirabe ho amin'ny andiany fandresena 2018.
Rehefa nahatontosa am-pamendrehana ny fiofanana tato amin'ny sekoly ireto mpianatra handray ny valin-kasasarana ary tso-drano izay miisa 107 mianadahy avy ao amin'ny andiany 3 dia ny andiany HAJA, andiany RAITRA ary ny andiany FIVOY

Lire la suite...

Tetik'asa PAGOSE-DEMOS : Ahazo herin'aratra hatrany amin'ireo toerana saro-dalana 

13 Août 2018

demos 1Toerana sy tanana maro aty Vakinankaratra sy ny manodidina azy no hisitraka ny fahazoana herinaratra amin’ny alalan’ny tetikasa goavana PAGOSE “Projet d’Amélioration de la gouvernance et des operations dans le secteur de l’Electricité” sy ny projet DEMOS « Développement à Moindre cout du secteur Electricité », ny banky iraisam-pirenena no mpamatsy vola.

Lire la suite...

Diabeta : Azo fehezina sy fantarina tsara

27 Juillet 2018

diabeta 4Anatin’ny fandaharan’asa maharitra ho an’ny Faritra Vakinankaratra ny hetsika lehibe izay miahy ny mponina rehetra ao anatiny. Eo amin’ny lafiny ara-pahasalamana ary dia efa mahazatra ny hetsika ataon’ny AMADIA( Andia Malagasy Miady amin’ny Diabeta) eto Antsirabe , varavarana misokatra andiany ny faha telo hiadivana amin’ny aretina DIABETA ary nihara-dalana tamin’izao koa ny fitiliana maimaimpoana ny Diabeta sy fijerena ny fahasalaman’ ny maso.

Lire la suite...

Tetikasa famatsin-jiro ny tontolo ambanivohitra

06 Août 2018

jiro 1kaominina roa eto anivon'ny Faritra Vakinanakaratra no ahazo tombotsoa.
"Projet Café lumière" io no anarana ity tetikasa mamatsy herinaratra eny amin'ny tontolo ambanivohitra ity. Kaominina mihisa 2 ato antin'ny Faritra no efa nahavitana sy nametrahana ity tetikasa ity dia ny kaominina Mahaiza sy Ambotonikolahy ao amin'ny Distrikan'ny Betafo.

Lire la suite...

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation