entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe II

Fanamboaran-dalana kaominina Ambano

05 Février 2018

ambano 11Amperiny tanteraka ny ny fanamboarana ny lalana Ambano , rehefa nandrasan' ireo vahoaka tao anatin 'ny fotoana naharitra . Raha tsiahivina dia fiara vaventy manodidina ny 30 isan andro no mivezivezy mitatitra vokatra amin 'iny faritra iny , Ambano raha teo izay isan' ireo Kaominina misy vokatra mandavantaona.

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : Journée Mondiale de la Vue à Andranomanelatra

15 Novembre 2017

vue 170 000 no olona osa maso eto Vakinankaratra, ny 80% n’ireo dia azo tsaboina saingy tsy mahazo fitsaboana, 20 000ny isan’ny jamba saingy 1000 monja no niatrika fandidiana.Mbola ezaka lavitr’ezaka arak’izany no atao eto amin’ny faritra vakinankaratra rah any fahasalaman’ny maso no ambara.

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : Ampitomboina ny tanjaky ny herin'aratra ao Sahanivotry

02 Septembre 2017

sahanivotry 115 Megawatts amin'izao fotoana izaono tanjaky ny herin'aratra vokarin'i Hydelec izay efa lasan'ny Tozzi Green ao Sahanivotry Manandona. Mahatsapa anefa ity orinasa mpamokatra ity fa tsy ampy intsony ny filàana misy eto Madagasikara izany ary indrindra fa hoan'ny eto an-toerana , ka nanapa-kevitra izy ireo ny hampitombo izany hatrany amin'ny 19 ka hatramin'ny 20 Megawatts.

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : Ibity – Huit personnes foudroyées 

20 Octobre 2017

ibity 1La saison intermédiaire n’a pas duré longtemps et voici déjà celle des pluies, du moins pour quelques parties de la région du Vakinankaratra. Ainsi, les habitants de la commune rurale d’Alatsinainy Ibity ont enduré une grosse averse pendant tout l’après-midi du jeudi 19 octobre.
Mais une fois que la pluie a cessé, le tonnerre a rugi et les éclairs ont illuminé le ciel.

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra :Asam-pokonolona Alakamisy Ambano

03 Août 2017

asa ambano 2Lalana mirefy 04 Km nampijaly ireo mponina efa an-taonany maro mampitohy ny kaominina Ambano sy Alakamisy Ambano no an-dalam-panamboarana amin'izao fotoana izao. Herim-pon'ny fokonolona amin'ireo kaominina roa ireo tarihin'ireo Miaramila avy amin'ny Service Civique ,tohanan'ny Faritra Vakinankaratra sy ny ONG MATOA no antoka hahavita ity lalana ity.

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : Fifamanor 45 taona

29 Septembre 2017

fifamanor1“ASA FIKAROHANA, FAMOKARANA SY FANAPARIAHANA MIVOATRA? FAMPANDROSOANA MAHARITRA ”, niompana tamin’io ny fankalazana ny faha-45 taona niorenanan’ny Fifamanor, ny lanonana rehetra dia notontosaina tao amin’ny tany malalaky ny Fifamanor. Ity rafitra ity dia vokatry ny fiaraha-miasan’ny fanjakana Malagasy sy Norveziaina tany ampiandohana ary mbola misy izany ankehitriny ny solotenan’ny masoivoho Norveziaina miasa eto amintsika dia nanambara fa afa-po tanteraka ankehitriny.

Lire la suite...

Programme

ceni

Vakinankaratra

Situation

Situation