entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe II

Fanamboaran-dalana kaominina Ambano

05 Février 2018

ambano 11Amperiny tanteraka ny ny fanamboarana ny lalana Ambano , rehefa nandrasan' ireo vahoaka tao anatin 'ny fotoana naharitra . Raha tsiahivina dia fiara vaventy manodidina ny 30 isan andro no mivezivezy mitatitra vokatra amin 'iny faritra iny , Ambano raha teo izay isan' ireo Kaominina misy vokatra mandavantaona.

Orinasa roa no manatanteraka ny asa ka fantatra araka ny nambaran'ny ben'ny tanàna fa efa-bolana eo no heverina hahavitan 'ny asa , ary fantatra fa hisy ihany koa ny fepetra hapetraka ho fampaharetana ny fotodrafitr 'asa.

ambano 12ambano 13ambano 14

U. Comm

 

Programme

zovy

Vakinankaratra

Situation

Situation