entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe II

CLD : Fampitaovana ny commune no Safidy

IMG 3951

Mitodika tanteraka aty amin’ny commune ny fitondram-panjakana hoy ny Lehiben’ny Faritra Vakinankaratra ny Jeneraly William RAKOTONARIVO  raha niara-dalana tamin’ireo solombavam-bahoaka mianadahy voafidy tao Antsirabe faharoa izy

ka  nanolotra ireo fitaovana ho an’ny commune 20, voafaritra sy voadinika teo anivon’ny CLD na ny « Comité local de développement ».  Armoire métallique miisa 20, chaises  pliantes miisa 133, ordinateur portable miisa 2, ordinateur du  bureau miisa 09, Disc externe miisa 07, Panneau solaire miisa 10, ary fanavaozavana  ny sekoly iray ao Ambohibary  ireo no anjaran’ireo commune rehetra mandrafitra  nyDistrikan’Antsirabe faharoa  tamin’ny rafitra CLD. Ny fahazoana ny fitaovana tahaka izao dia ampy ahafahana manosika ny fampandrosoana hainga-kaingana kokoa.  Maro amin’ireo commune any antoerana no mbola tsy tongan’ny herin’aratra ka velom-bolo ery ireo Ben’ny Tanana hitondra ny panneau solaire any ifotony, midika izany fa tonga any amin’izy ireo ny fivoarana. Natao tao amin’ny biraon’ny Distrikan’Antsirabe faharoa ny fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ireto fampitaovana ireto., Ireo rehetra nifandimby nandray fitenenana dia samy nanantitrantitra ny amin’ny fikojakojana ireto fitaovana ireto .

IMG 3904IMG 3921IMG 3943

Programme

PUB

Vakinankaratra

Situation

Situation