entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

×

Annonce

L'absence de droits d'accès - fichier '/images/headers/AFFICHE_2018_RECTI.jpg'

District Antsirabe II

Faritra Vakinankaratra :EPP Antsapanimahazo

02 Juin 2017

antsapanimahazo 3Tsy maharaka intsony ny fotodratrafitr'asa misy ao amin'ny EPP Antsapanimahazo ankehitriny . Mihetsika ary tsy miandry fotsiny ireo tolo-tanana ny tompon'andraikitra fa manao ny ezaka rehetra ho fanatanterahana ny ezaka ho fanitarana ny sekoly ka ny Zoma teo no natomboka tamin'ny alalan'ny fetin-tsekoly niantsoany ireo tompon'andraikitra mahefa izany.

Nitarika sy nisolotena ny Faritra tamin'izany ny Lehiben'ny Kabinetra Andriamatoa RAMARIJAONA Andrianjafimiarantsoa

antsapanimahazo 4antsapanimahazo 1antsapanimahazo 2

 

RR

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation