entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe II

Région Vakinankaratra :CHOISI MADA hanolotra fitaovana ara-pahasalamana eto Andranomanelatra.

29 Juin 2017

ANDRANO 1Mitondra valim-babena hoan'ny tanindrazany no azo hilazana ny hetsika ataon'ny fikambanana Choisi Madagascar sy ny GIDEM aty Vakinankaratra . Omaly tao Andranomanelatra no nitafa mivantana tamin'ireo ben'ny tanàna avy amin'ny ditsrikan'Antsirabe faharoa sy ireo tompon'andraikitra voalohany ara_pahasalamana manerana ny distrika 07 eto Vakinankaratra

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra :EPP Antsapanimahazo

02 Juin 2017

antsapanimahazo 3Tsy maharaka intsony ny fotodratrafitr'asa misy ao amin'ny EPP Antsapanimahazo ankehitriny . Mihetsika ary tsy miandry fotsiny ireo tolo-tanana ny tompon'andraikitra fa manao ny ezaka rehetra ho fanatanterahana ny ezaka ho fanitarana ny sekoly ka ny Zoma teo no natomboka tamin'ny alalan'ny fetin-tsekoly niantsoany ireo tompon'andraikitra mahefa izany.

Lire la suite...

CLD : Fampitaovana ny commune no Safidy

IMG 3951

Mitodika tanteraka aty amin’ny commune ny fitondram-panjakana hoy ny Lehiben’ny Faritra Vakinankaratra ny Jeneraly William RAKOTONARIVO  raha niara-dalana tamin’ireo solombavam-bahoaka mianadahy voafidy tao Antsirabe faharoa izy

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra : Sensibilisation ONN à Belazao

11 Mai 2017

fanjariantsakafo 1Mbola mitazona ny laharana faharoa manerana an'i Madagasikara i Vakinankaratra eo amin'ny tahan'ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka . Raha ny antontan'isa nivoaka farany tamin'ny taona 2011 dia fantatra fa mbola nahatratra hatrany amin'ny 64 % izany .Paik'ady apetraka maneranteny kosa nefa ny tokony hiadiana amin'izany dieny vao mitsaika ao am-bohoka ny zaza ka hatramin'ny 24 volana , na ny 1000 andro voalohany ahaveloman'ny zaza.

Lire la suite...

 

Région Vakinankaratra: Formation paysanne

13 Février 2017

region-Vakinankaratra manandona2

 Un atelier de formation portant sur l'élevage de vaches laitières et la culture du géranium a été organisé à la Tranompokonolona Manandona par l'Association Vonona Soamiaradia le 13/02/2017. Quelque 90 participants venus des Fokontany et des Communes environnantes ont assisté à l'atelier. La région a été représentée par le Directeur du Développement Régional et le Chef de Cabinet

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra :AJUVA na ny Association des Jeunes Universitaires du Vakinankaratra

01 avril 2017

Region Vakinankaratra AJUVA 1

Nanatanteraka fambolen-kazo tao Antapon'i Tsirika fokontany Soaloka kaominina Behenjy ny AJUVA na ny Association des Jeunes Universitaires du Vakinankaratra notronin'ny avy aty amin'ny faritra Vakinankaratra notarihin'Andriamatoa lehiben'ny faritra Général RAKOTONARIVO William ny asabotsy 01 avril teo.

Lire la suite...

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation