entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe II

Région Vakinankaratra :Kaominina Ambonivohitra ANDRANOMANELATRA

AndranomanelatraMendrika halain'ireo hafa tahaka amin'ny tamberin'andraikitra eny fa na dia mbola 5,31% n'ireo tokony handoa izany aza no mandoa hetra.

 

Faritra Vakinankaratra : OPCI Fandrosoana

opci1Fomba haingana iray ahafahan'ny Faritra mitondra fampandrosoana eny ifotony ny fivondronan'ireo Kaominina mpiray vodirindrina mitovy tanjona sy tombontsoa iraisana ao anatin'ny OPCI na ny "Organisme Publique de Coopération Intercommunale ". Hoan'i eto Vakinankaratra dia efa maro amin'ireo kaominina no efa miditra ao anatin'izany ary manomboka ahitam-bokatra indrindra fa ny faiaraha-miasa eo amin'ireo mpamatsy vola .

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra : Tambin-karama ho an'ny lehibem-pokotany

Alohan'ny faran'ny taona dia hahazo ny anjara-tambin-karamany avokoa ireo lehibem-pokontany rehetra eto Vakinankaratra . Tamin'ity herinandro farany amin'ny taona 2016 ity dia ekipa maro avy eto amin'ny faritra no nanatontosa ny fizarana izany ka nitarika izany ny Lehiben'ny Faritra ny Jeneraly RAKOTONARIVO William .

Lire la suite...

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation