entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

District Antsirabe II

Faritra Vakinankaratra : Fizarana arendrina.

24 Juin 2017

ARENDRINA1Arendrina miisa 2000 no hozarain'ny Lehiben'ny Faritra sy ny mpiara miasa aminy anio tolakandro: Manampisoa Ambanao, Tsarafiraisana Ambano, Tsaravavaka Andranomanelatra, Commune Rurale Antsoantany, Ambohibary, Vinaninkarena, Manandona, Sahanivotry Manandona, Ambohidrano-Antanimandry, Ampahatrimaha-Mandritsara, Ampamelomana-Betafo, Andranomafana, Soavina,

Lire la suite...

IANDRATSAY: ho foana tanteraka ny nofy ratsy hatrizay.

20 Juin 2017

iandratsay111 Taona lasa izay dia tsy afaka namokatra intsony ny tanimbary maherin'ny 2800 Ha ao amin'ny Fokontany Tsarahasina Kaominina Belazao. Ity lemaka ity izay safo-drano hatrany isan-taona nohon'ny fahatsentsenana'ireo tambajotra telo goavana ahafahana mamily ny rano mba tsy handifotra ny tany azo volena dia ny tambajotra Tatamahitsy ,Marondry ary Mangotsoka ka ity farany no nanombohana asam-pokonolona nanomboka ny faha 9 May lasa teo.

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra :EPP Antsapanimahazo

02 Juin 2017

antsapanimahazo 3Tsy maharaka intsony ny fotodratrafitr'asa misy ao amin'ny EPP Antsapanimahazo ankehitriny . Mihetsika ary tsy miandry fotsiny ireo tolo-tanana ny tompon'andraikitra fa manao ny ezaka rehetra ho fanatanterahana ny ezaka ho fanitarana ny sekoly ka ny Zoma teo no natomboka tamin'ny alalan'ny fetin-tsekoly niantsoany ireo tompon'andraikitra mahefa izany.

Lire la suite...

faritra Vakinankaratra : Fanohanana ireo vehivavy VMTAA AMBOHITSIMANOVA

14 Juin 2017

VTNAA1Tafiditra ho isan'ireo faritra mbola hanjakan'ny tsy fanjariantsankafo mitarazoka eo amin'ireo zaza ny Fokontany ny ao amin'ny kaominina Ambanivohitra Ambohitsimanova Distrikan'Antsirabe faharoa. Isan'ny nahatonga ny safidin'ireo vehivavy mpikambana ao amin'ny VMTAA na ny Vehivavy Misehatra amin'ny Tontolo Ambany Andrefana nitondra ny tetik'asa ho famokarana sy ny fanodinana ny Soja,

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra : Sensibilisation ONN à Belazao

11 Mai 2017

fanjariantsakafo 1Mbola mitazona ny laharana faharoa manerana an'i Madagasikara i Vakinankaratra eo amin'ny tahan'ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka . Raha ny antontan'isa nivoaka farany tamin'ny taona 2011 dia fantatra fa mbola nahatratra hatrany amin'ny 64 % izany .Paik'ady apetraka maneranteny kosa nefa ny tokony hiadiana amin'izany dieny vao mitsaika ao am-bohoka ny zaza ka hatramin'ny 24 volana , na ny 1000 andro voalohany ahaveloman'ny zaza.

Lire la suite...

Région Vakinankaratra :CHOISI MADA hanolotra fitaovana ara-pahasalamana eto Andranomanelatra.

29 Juin 2017

ANDRANO 1Mitondra valim-babena hoan'ny tanindrazany no azo hilazana ny hetsika ataon'ny fikambanana Choisi Madagascar sy ny GIDEM aty Vakinankaratra . Omaly tao Andranomanelatra no nitafa mivantana tamin'ireo ben'ny tanàna avy amin'ny ditsrikan'Antsirabe faharoa sy ireo tompon'andraikitra voalohany ara_pahasalamana manerana ny distrika 07 eto Vakinankaratra

Lire la suite...

Programme

PUB

Vakinankaratra

Situation

Situation