entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

region vakinankaratra district

×

Annonce

L'absence de droits d'accès - fichier '/images/Actualites/min_santé.jpg'

District Betafo

Distrikan'i BETAFO:Lalana 22KM hosokafana ho famoaham-bokatra

06 Mai 2018

1 betafo 4Velom-panantenana ny mponina ao anatin'ny Commune Betafo, Antsoso, Manohisoa ao amin'ny distrikan'ny Betafo, fampandrosoana mivantana miantefa eny anivon'ny vahoaka izay no tanjona. Natomboka ny farany herinandro lasa teo ny fanokafana ny fanamboarana ny lalana mampifandray an'ny ireo commune telo ireo.

Lire la suite...

Tambin'karama : Distrika 04 sahady no nidinana

23 Février 2018

1 tambinkarama 1Velom-bolo tanteraka ireo Lehiben’ny Fokontany tao amin’ny tapany andrefanan’I Vakinankaratra satria anjaran’izy ireo indray no nisitraka ny tambikarama 18 volana avy amin’ny Fanjakana. Nanombohana izany ny tao amin’ny Distrikan’ny Betafo izay nahitana Fokontany miisa 138 ka ny kaomina 13 no voakasik’ireo ka mitentina 81.540.000 ariary.

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra : 71 Taona ny Toby Farihimena

26 Août 2017

Farihimena 2

Minoa an'i Jesosy Tompo dia ho vonjena ianao sy ankohonanao , Asan'i Apostoly -16:31"., io tenin'Andriamanitra io no lohahevitra nentina nankalazana ny faha 71 taon'ny toby lehibe miray ao amin'ny FFPM ao Farihimena izay nanomboka ny faha 20 aogositra ka nifarana ny sabotsy faha 26 Aogositra lasa teo ka ity famaranana ity dia natrehan'Andriamatoa Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Hery RAJAONARIMAMPIANINA .

Lire la suite...

Double cérémonie à Soavina

19 Février 2018

moto 1

Double cérémonie de remise à la Commune de Soavina, District de Betafo :

-          Remise de plants aux Fokontany, Etablissements scolaires et Associations dans le cadre de la campagne de reboisement 2018.

-          Remise officielled’une moto mise à la disposition du Maire pour ses déplacements de travail.Ladite moto a été financée à partir des fonds du Comité Local de Développement.

Lire la suite...

Region Vakinankaratra: Jubilé du Temple Betafo

9 avril 2017 

region vakinankaratra  jobily Betafo 1

Jubilé du Temple Betafo :

150 années de mission évangélique, sociale et de développement

Le Jubilé de 150 ans de Temple FLM DE Betafo a été célébré le 9 de ce mois en présence d’une pléiade de personnalitéscultuelles conduites par le Président National de l’Eglise Luthérienne. Les autorités administratives ont été conduites par le Vice – Président de l’Assemblée Nationale et le Chef de Région Vakinankaratra.

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : Taom-baovao iraisan'ny Malagasy Natomboka teto Betafo

20 Septembre 2017

taom-baovao 1

Natomboka teto amin'ny Distrikan'ny Betafo ny Taom-baovao iraisan'ny malagasy n any "Manako 2017 " notanterahina tao Tsaravavaka Amboniavaratra Betafo, misy ny fasan'ny ANDRIANONITOMPONITANY Mpanjaka teto Vakinankaratra, fasana naorin'ny RADAMA I tamin'ny taona 1800 .

Tonga nanome voninahitra ny lanonana ny Lehiben'ny Faritra Vakinankaratra Ny Jeneraly RAKOTONARIVO William sy ireo tompon'andraikim-panjakana tany antoerana ary nanasana ihany koa ireo Tangalamena sy Ampanjaka avy any faritra hafa.

Lire la suite...

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation