entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

Région vakinankaratra : mot du Chef de Région

KABARY FANDRAISANA NY TAONA VAOVAO 2018

cr 2018Isika rehetra mponina ato amin’ny Faritra VAKINANKARATRA,

Tompokolahy sy Tompokovavy, Misaotra an’Andriamanitra isika noho ny nahatafitantsika ny taona 2017, ka nahatratrarana izao taona vaovao 2018 izao.

Miarahaba antsika rehetra izay tsy avakavahana tahaka ny ketsa na soritsoritana tahaka ny volo fa atao toy ny molo-bilany ka atao indray miodidina ihany.

Lire la suite...

KABARY FANDRAISANA NY TAONA VAOVAO 2017

 cr23564Ry Vahoakan'i Vakinankaratra,

Tompokolahy sy Tompokovavy Miala tsiny indrindra ny tenanay raha hitondra ny fitenenana eto. Maro tokoa ireo tompon’ny fitenenana lolohavina an- tampon’ny loha, kanefa moa noho ny fandaminana sy ny adidy efa noraisina ka manandrify, dia raisina an- kitsipo izany fitenenana izany.

Lire la suite...

Programme

zovy

Vakinankaratra

Situation

Situation