entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

Région vakinankaratra : Photos

Le Ministre Coach du Vakinankaratra fait ses adieux

14 Juin 2018

ministre 1Monsieur le Ministre de la Santé sortant, le Professeur ANDRIAMANARIVO Lalatiana, a tenu à présenter officiellement aux différents responsables du Vakinankaratra ses remerciements et son message d’adieu en tant que Ministre et Coach de la Région .

Lire la suite...

Sakafo azo antoka sy manaraka ny fenitry ny kalitao no tokony hojifain'ny mpanjifa

01 Juin 2018
sakafo 1Hentitra ny fitondram-panjakana amin’ny fanaraha-maso ny sakafo hamidy hojifain’ny daholobe, hisy ny toromarika hiainga eny anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamana. Nasongadin’ny Minisitry ny fahasalamana ny Pr ANDRIAMANARIVO Mamy Lalatiana , io nandritra ny fanamarihana ny andiany fahatelo tamin’ny androm-pirenena ho fampiroboroboana ny sakafo azo antoka sy tsara kalitao izay natao teto Antsirabe.

Lire la suite...

Moto 21: fampitaovana ireo delegem-panjakana

12 Juin 2018

moto 1Fanatsarana ny fampidiran-ketra dia ny tamberim-bidy sy ny hetra tambatra, hoentina hiasa eny anivon’ny faritra mena amin’ny tsy fandriam-pahalemana, ireo no adidy sy andraikitra miandry ireo Lehiben’ny boriboritany nahazo moto teto anivon’ny faritra Vakinankaratra.Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny marainan’ny talata teo nandritry ny fivoriana fanao isam-bolana teo anivon’ny Prefektiora sy ny faritra ireo Moto miisa 21 avy amin’ny fitondram-panjakana.

Lire la suite...

Semaine Nationale d'activisme sur l'éducation à la citoyennetté et au civisme 

28 Mai 2018

a1Antsirabe vakinankaratra no nofifinidin’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena hanombohana amin’ny fomba ofisialy ny Herinandron'ny fanabeazana ho olom-pirenena vanona ,Olom-pirenena maneho hevitra arahin'asa mampivoatra ny faritra misy azy. Aharitra efarana ny hetsika eto Antsirabe.Natomboka tamin'ny Carnaval

Lire la suite...

Faravohitra FARATSIHO : Tafatsangana ny zana-tobim-paritry ny Zandary

08 Juin 2018

miaramila 1Faravohitra -Faratsiho : ho foana ny tsy fandriam-pahalemana niainana hatrizay
Zava-dehibe ho an'ny kaominina ambanivohitra rehetra ny hiaina ao anaty fandriam-pahalemana milamina sy mirindra ka vokatry ny fiaraha-miasa eo amin'ny fanjakana sy ny vahoaka ary ny mpitandro ny filaminana dia hisitraka izany ny kaominina Ambanivohitry Faravohitra ao anatin'ny Distrika Farstiho .

Lire la suite...

Andro maneran-tany ho an'ny Mozea

19 Mai 2018

mozea 1Ny 18 Mai no andro maneran-tany natokana ho an'ny Mozea, fa ho an'ny Faritra Vakinankaratra manokana dia ny 19 Mai no nankalazana izany andro izany maneran-tany izany tao amin'ny foibe Lovasoa Antsirabe Sekoly Norveziana taloha noho ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny Foara Ekonomika Zovy teto amin'ny Faritra ny Zoma 2018.

Lire la suite...

Tetikasa AGRUMA EAST: ady amin’tsy fanjaraiana ara-tsakafo

06 Juin 2018

e3Tsy eny amin’ny tontolo ambanivohitrairery intsony no azo volena ny legioma maro isan-karazany fa efa azo atao ety antamponan-dehibe izany ankehitriny. Vahaolana amn’ny fahateren’ny faritra azo volena ny tetikasa Agruma “ Agriculture urbaine aux multiples Techniques pour Antsirabe” noentin’ny ONG EAST mpisehatra eto Antsirabe.

Lire la suite...

Mandoto:Tsenabe Firaisan-kina andiany faha 2

25 Mai 2018

tsenabe 1Fahombiazana no azo ilazana azy raha ho anny Distrikan'ny Mandoto tao amin'ny Kaominina Ambanivohitry Mandoto. "Kaominina tsara tantana, vahoaka mandray andraikitra, antoky ny fampandrosoana ifotony "
Naneho ny maha izy azy tamin'ny fanatanterahana ny "Tsenabe Firaisan-kina" andiany faha 2 hampihaoanana ny tolotra sy ny tinady ary nampisongadinana ireo tantsaha nandritra ny 5 andro nanomboka ny 22 ka hifarana ny 27 Mai.

Lire la suite...

Programme

PUB

Vakinankaratra

Situation

Situation