entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

×

Annonce

L'absence de droits d'accès - fichier '/images/headers/AFFICHE_2018_RECTI.jpg'

Région vakinankaratra : Photos

Faritra Vakinankaratra : Fankalazana ny andron'ny 14 Juillet .

14 Juillet 2017

14 juillet 1Tsy diso anjara tamin'ny fankalazana ny faha 14 jolay , fetim-pirenena Frantsay ny teto Antsirabe . Nanotrona ny hetsika izay natao tetsy amin'ny Maison de Retraite ireo tompon'andraikitra mahefa avy eto Vakinankaratra notarihin-dRamatoa Préfet n'Antsirabe sy Andriamatoa Lehiben'ny Faritra Vakinankaratra .

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra : Mpilatsaka an-tsitrapo Japoney 3 nanao tatitra ny asa vitany tao anatin'ny roa taona

30 Mai 2017

japoney 1Nitondra ny famintinana ny asany nandritra ny roa taona teto Vakinankaratra ireo Mpilatsaka an-tsitrapo japoney telo mianadahy miasa eto Antsirabe I, Ambohimandroso ary Betafo. Tao amin’ny efitrano fivorian’ny Faritra Vakinankaratra no nanatanterahanina izany.
Miisa 11 ireo mpilatsaka an-tsitrapo japoney miasa sy miparitaka ato anatin’ny Faritra. Zava-dehibe hoy ny Lehiben’ny Faritra ny jeneraly RAKOTONARIVO William

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra : Androm-paritry ny fahasalamam-bahoaka andiany faha 05 .

07 Juillet 2017

SALAMA 2

Fahasalamam-bahoakan'i Vakinankaratra misandratra, io no lohahevitra nentina nankalazana ny androm-paritry ny fahasalam-bahoaka teto Vakinanakaratra ny andiany fahadimy tamin'ity taona 2017 ny Zoma 07 Jolay teo tetsy Andranomafana. Nitarika ity lanonana izay zary lasa ho modely ho an'ny faritra hafa ity ny Minisitry ny fahasalamam-bahoaka , ny Profesora ANDRIAMANARIVO Mamy Lalatiana.

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : Installation officielle du Président de la Chambre de Commerce et de l'Industrie à Antsirabe

15 Mai 2017

ccia1

 

 

 

 

 

 

 

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : CEFFEL ANDRANOBE : Varavarana misokatra andiany faha-11

29 Juin 2017

CEFEL 1Notontsaina tamin'ity andro androany ity ny varavarana misokatra andiany faha 11 tetsy amin'ny CEFFEL Andranobe . Famokarana sy ny fanodinana ny voankazo indrindra ny Fraise no lohahevitra niaingana tamin'izao andiany faha 11 izao ka mpitsidika manodidina ny 600 no tonga namaly ny antso ary marihana fa nisy ireo avy any amin'ny faritra hafa.

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra : Fitokanana ny Orinasa fanodinana Ethanol

19 Mai 2017

inauguration 3Tsy mijanona fotsiny amin’ny sehatry ny fitaizana ara-panahy sy manefy ny kristianina fotsiny ny fiangonana fa mitaiza ny vahoaka tsy ankanavaka tsy hampiasa ny zava-mahadomelina amin’ny lafiny tsy mahasoa fa hiara-hisalahy amin’ny fanodinana izany ho lasa angovo fandrehitra. Tontosa ny marina teo teny Mandaniresaka Antsirabe ny fitokanana ny Orinasa voalohany eo anivon’ny Fiangonana loterana hisehatra eo amin’ny fanodinana ny Ethanol na ny Angovo fandrehitra,

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : Première Assemblée générale GTR/SLC.

09 Juin 2017

 

gtr3GTR : RAFITRA MPANORO HEVITRA HO AMIN’NY FAMPANDROSOANA
Rafitra iray mijoro sy manana ny maha izy azy ny GTR/SLC na ny Groupement deTravail Regional /Structure Locale de Concertation eto anivon'ny Faritra Vakinankaratra.Ity rafitra ity dia amanana ny andrikitra amin'ny tolon-kevitra ho amin'ny fampandrosoana no sady afaka manampan-kevitra .Indroa isan-taona no mivory ny rafitra ,indray mandeha ao anitin'ny enim-bolana .

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra : Fahasalamam-bahoaka maharitra

10 Mai 2017

fahasalamana4

 

Mahazo tombony hatrany i Vakinankaratra , nitsidika taty antoerana ny Minisitra

Feno dia feno ny fandaharam-potoanan'Andriamatoa Minisitry ny fahasalamam-bahoaka ny Profesora ADRIAMANARIVO Mamy Lalatiana ny alarobia teo, teto andrenivohitry Vakinankaratra . Nanombohan'ny fitsidihany dia ilay hetsika Operation Smile atao etsy amin'ny CHRR iarahana amin'ireo Mpilatsaka an-tsitrapo vahiny eo amin'ny 70 eo avy amin'ny firenena samihafa .

Lire la suite...

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation