entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

Région vakinankaratra : Photos

Faritra Vakinankaratra :Fanampiana avy amin'ny PLATEFORME POUR L’HUMANITÉ DES SECTEURS PRIVÉS.

04 Avril 2017

region-vakinankaratra PHSP5Entana miteti-bidy 5 tapitrisa ariary no natolotry ny Plateforme pour l’humanité des secteurs privé ho an’ireo tra-boina noho ny fandalovan’ny rivo-doza Enawo tany Antanifotsy farany teo. Isan’ireo faritra tra-boina raha iny Faritra Antanifotsy iny tamin’ny Enawo saingy tsy henoheno ny voina nahazo azy ireo.

Lire la suite...

ENAWO : Le HVM Vakinankaratra à la rescousse

28 Mars 2017

Region-vakinankaratra HVM

La Délégation Régionale du HVM Vakinankaratra composé des Délégués des 7 Districts et des Conseillers, conduite par le Délégué Régional, a répondu à l’appel de la Région pour la collecte de fonds en faveur des sinistrés de ENAWO

La remise a eu lieu le 24 Mars après-midi devant le Bureau de la Région Vakinankaratra.

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra :CEG Mère Kaominina Ambanivohitra Alakamisy Antivato 30 Taona.

01 Avril 2017

region-vakinankaratra ceg mère1Mbola tafiditra ao anatin'ireo Ray aman-dReny mampiana-janaka ny mponina ao amin'ny Kaominina Ambanivohitra Alakamisy Anativato . Porofon'izany ny mbola fijoarana sy fivoaran'ny Sekoly ao an-toerana . Telopolo taona lasa izay no niorina ny CEG Mère Alakamisy Anativao fokontany Mahandraza

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : Le choix de carrière ne doit pas être fortuit

24 Mars 2017

Une action en faveur d’une centaine jeunes du cycle secondaire s’est déroulée dans la grande salle de la Région Vakinankaratra dans la journée du 24 Mars 2017.

Cette action sous forme de conférence est le fruit de la collaboration entre la Direction Régionale de l’Education Nationale du Vakinankaratra, le Rotary Club Ainga et la Région,

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra :Fahatsiarovana ny andron’ny 29 mars

29 Mars 2017

Region Vakinankaratra 29 mars 1

Natomboka tamin'ny fampîratiana sary , famelabelarana narahana adihevitra ary fandefasana horonan-tsarimihetsika mahakasika ny tolona nataon'ireo Zokiolona tia tanindrazana tamin'ny taona 1947 tetsy amin'ny tranompokonolona Antsirabe ny Hetsika rehetra ho fankalazana ny faha 70 taonan'ny tolom-panafahana ny 29 Marsa 1947 teto an-drenivohitr'i Vakinankaratra.

Lire la suite...

Région Vakinankaratra :Visite de travail du groupe SOCOTA

23 Mars 2017

region-vakinankaratra COTONA 1

Le groupe SOCOTA, conduit par son PDG M. Salim ISMAIL a effectué une visite de courtoisie auprès de la Région le 23 Mars 2017 dans l’après midi.

M. le Chef de Région assisté par son Chef de Cabinet a accueilli la Délégation.

Les deux parties ont fait un tour d’horizon des efforts déployés par le groupe pour apporter sa contribution dans le développement ainsi que les perspectives d’avenir qui s’avèrent prometteuses.

Lire la suite...

Remise de dons : Preuve matérielle du partenariat Région/Secteur Privé

28 Mars 2017

Region Vakinankartra FIOVA 1

La collecte de dons sinistrée par la Région Vakinankaratra depuis le 22 mars en faveur des sinistrés de » ENAWO contenue.

Le mardi 28 courant, c’était au tour des opérateurs du FIOVA de remettre leurs dons au Bureau de la Région.

D’après M. Fabrice Bertin vice – président du FIOVA et représentant de COTONA.

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra nanao hetsika téléthon: Taratry ny firaisankina tanteraka

23 Martsa 2017

region-vakinankaratra telethon 1

Fahombiazana sy taratry ny firaisan-kina tanteraka no azo hamehezana ny hetsika fitia tsy mba hetra, voin-kava-mahatratra notanterahina tetsy amin’ny Faritra Vakinankaratra ny andron’ny alarobia lasa teo. Voaporofo teto fa tena mbola hiainan’ny Malagasy ny soatoavina fifanampiana indrindra fa ho an’ireo tra-boina.

Lire la suite...

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation