entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

×

Annonce

L'absence de droits d'accès - fichier '/images/banners/fivoriana_ref_et_reg_1.jpg'

Région vakinankaratra : Photos

Région Vakinankaratra : 20 ème anniversaire de la police Municipale

18Janvier 2017

region Vakinankaratra  PM1Mifanotrona ireo mpitondra fahefana: Prefektiora, Faritra ary ny Commune , ireo toko telo ivon’ny fampandrosoana ka afaka mifanome Tanana. Nitarika izany ny Prefet eto Antsirabe, ny Lehiben’ny Faritra Vakinankaratra ny Jeneraly RAKOTONARIVO William,

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : Réunion mensuelle Préfecture et Région

fivoriana ref et reg 1Omaly talàta faha 20 Desambra no natao ny fivoriana fanao isam-bolana fanao eo anivon'ny Prefektioran'Antsirabe sy ny faritra Vakinankaratra . Nitarika izany ny Sekretera Jeneralin'ny faritra sy ny Sekretera Jenarlin'ny Prefektiora .

Lire la suite...

Région Vakinankaratra :Presentation des voeux auprès des "Ray aman-dreny ara-Panjakana"

 16Janvier 2017

region-Vakinankaratra antananarivo1Ny filohan’ny andrim-panjakana Loholona, Ny Minisitry ny Fahasalamana Mpiahy ny Faritra Vakinankaratra ary ny minisim-panjakana miadidy ny tetikasan’ny filoham-pirenena.

Lire la suite...

Faritra Vakinankaratra : Tetik'asa MIHARY

Tetikasa mihary 1Nampahafantarina io maraina io teto amin'ny Biraon'ny faritra Vakinankaratra ny Tetik'Asa MIHARY , tetik'asa izay hikendry indrindra ny hitondra fampiovoarana eo amin'ireo olona manana fahasembana eo amin'ny tontolon'ny asa.

Lire la suite...

Région Vakinankaratra :Clôture 45e assises de la presse francophone

region-vakinankaratra assise 1Nikatona tamin'ny Fomba ofisialy io maraina io ny fihaonam-be faha 45 n'ny Mpanao Gazety avy any amin'ireo tany mampiasa ampahany na manontolo ny teny Frantsay izay notontosaina teto Antsirabe ny 20 ka htramin'ny 24 Novambra 2016 tetsy amin'ny Hotel des Thermes

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : ACMIL 50 taona

 ACMIL

Toy fanao isan-taona dia ny datin’ny 12 janoary io ankalazana ny andron’ny Manamboninahitra izay raha tsiahivina kely ara-tantara dia ny 20 may 1966 araka ny didim-panjakana nitondra ny laharana fah 66-222 no niforona ny Akademia Miaramila Ka ny 12 Janoary 1967 no nandray mpianatra voalohany ny sekoly

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : Projet AQUEM

AQUEM1Fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny tetik'asa AQUEM "Amélioration de la Qualité du l'Education Malagasy "tetik'asa hanatsarana ny kalitaon'ny fanabeazana manerana ny Nosy.

Lire la suite...

Programme

AFFICHE 2018 RECTIF

Vakinankaratra

Situation

Situation