entete-sociaux

 

Face izytwittGoogle photo-Hover izygooglerech-Pass

 

 

 

Région vakinankaratra : Photos

Région Vakinankaratra : Fanomezana fitaovana iadivana amin'ny valan'aretina pesta

12 Octobre 2017

materiaux peste 1Fitaovana saro-pady maro hiadiana amin’ny Valan’aretina pesta sy fanafody fanefitr’izany no natolotry ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny Minisitry ny fahasalamam-bahoaka ny Profesora Mamy Lalatiana ANDRIAMANARIVO ny maraina teo teo anivon’ny biraon’ny Faritra Vakinankaratra.
Azo sitranina ny Pesta rehefa tonga ara-potoana eny amin’ny Tobim-pahasalamana ary ampy tsara ny fanafody hiatrehana ny valan’aretina Pesta ary efa misy ihany koa ny fanafody manokana ho an’ireo izay heverina ho mifanerasera tamin’ny marary.

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : Ministeran'ny raharaham-bahiny : mampahafantatra ny departemanta misy ao aminy

26 Septembre 2017

MINISTERA1Mametraka fomba fiasa vaovao hijerena manokana ireo vondrom-bahoakam-paritra ny eo anivon'ny ministeran'ny raharaham-bahiny Malagasy amin'ny alalan'ny sekretariam-panjakana eo anivon'ity ministera ity. Ny maraina teo ary dia tonga nitsidika tamin'ny fomba fifanajana ny Lehiben'ny faritra Vakinankaratra ny Tale Jeneraly misahana ny fampandrosoana sy ny tale misahana ny fampiroborobona ny fiaraha-miasa iraisam-paritra eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena eo amin'ny lafiny toe-karena.

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : Cellule de crise ady amin'ny Pesta

10 Octobre 2017

peste 1Mitohy ny ezaka ataon'ny cellule de crise miady amin'ny valan'aretina pesta eto Vakinankaratra amin'izao fotoana izao , ary amin'ny ankapobeny dia tsy mandry andro tsy mandry ireo équipe d'intervention eo anivon'ny fiadidiam-paritry ny fahasalam-bahoaka eto vakinankaratra. Tafiditra ao anatin'ny ady atao amin'ity pesta ity ny fisorohana mialoha ny mba tsy hiparitahan'izany eto amin'ny faritra misy antsika ka tafiditra ao anatin'izany ny fanohizana ny fandrarahana fanafody mamono bibikely eny amin'ireo toeram-pianarana ka tamin'ity androany ity dia ny EPP Ambohimena, ny EPP Sacimem , ny EPP Ambalavato no nanaovana ny hetsika .

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : Réussite de la vitrine du Vakinankaratra

01 Septembre 2017

vitrine 81

Malgré les séquelles de la crise économique qui ont touché presque tous les opérateurs économiques du pays, le secteur privé de la région Vakinankaratra commence à progresser. 

La participation massive des petites, moyennes et grandes entreprises durant la IVee édition de la « Vitrine du Vakinankaratra » en est la preuve. Si le nombre des participants n’a pas dépassé la centaine durant les trois éditions précédentes, cette fois-ci celui des stands a atteint 152.

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : Fitsidihan'i Faritra Boeny teto Vakinankaratra

29 Septembre 2017

BOENY 5Feno dia feno ny fandaharam-potoana'ireo delagasiona mafonja avy any amin'ny faritra Boeny nadritra ny fitsidihana narahana fifampizarana traikefa teto amin'ny faritra Vakinankaratra ny faran'ny herinandro lasa teo dia ny 28 sy 29 Septambra teo .Niompana betsaka tamin'ny fizarana ny fomba nentina nandrafetana ny drafi-pampandrosoana misy eto Vakinankaratra ny lahadinika ka ireo ekipa avy eto vakinankaratra no nanao ny fifampizarana , ny antony dia isan'ireo faritra efa nanana ity drafi-pampandrosoana ity i Vakinankaratra ka izao hanovozan'ny faritra hafa traik'efa izao

Lire la suite...

Vitrine du Vakinankaratra : Une centaine de participants

31 Août 2017

vitrine 315

L’ouverture officielle de la vitrine du Vakinankaratra a eu lieu, hier, devant la gare d’Antsirabe. Ladite vitrine va durer trois jours, du 31 août au 2 septembre. Cette cérémonie a vu la présence du Président du Sénat Honoré Rakotomanana, du Président de l’Assemblée nationale Jean-Max Rakotomamonjy, du ministre de l’Industrie et du Développement du Secteur Privé, Tazafy Armand, des parlementaires, des conseillers techniques spéciaux de l’Assemblée nationale et de la Primature.

Lire la suite...

Région Vakinankaratra : Tokatrano 31 nahazo fanampiana tra-boina avy amin'ny Fitondram-panjakana

27 Septembre 2017

fanampiana1Tokantrano 31 tafo tao amin’ny fokontany Atsimontsena sy Ambohimena, lasibatra tamin’ny fahamaizan’ny trano fonenana no nahazo fanampiana avy amin’ny fitondram-panjankana. Nitondra izany fanampiana izany ny Minisitra mpiahy ny faritra dia ny Minisitry ny fahasalama-bahoaka ny Profesora Andriamanarivo Lalatiana notronon’ireo mpitondra fanjakana avy eto antoerana notarihin’ny lehiben’ny Faritra. Ho an’ny tao Atsimontsena dia miisa 24 tafo ireo tra-boina vary 15 kitapo sy tsiasisa ary tafo fanitso miisa 72 izany hoe 03 isantokantrano no azon’izy ireo.

Lire la suite...

Région Vakinankaratra :Atrik’asa fifanakalozana teo amin’ny Faritra Vakinankaratra sy Atsinanana

28 Août 2017

atrikasa 5

Miatrika atrik'asa fifanankalozana etsy amin'ny Karen-Caren ny ekipan'ny faritra Vakinankaratra sy ny faritra Antsinanana mandritra ny 2 andro ny 28 sy 29 Aogositra 2017. Lahadinika hifampizarana mandritra ireo andro roa ireo ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin'ny samy vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana , ny fampiroboroboana ny fampandrosoana ara-toekarena eo amin'ny faritra misy azy

Lire la suite...

Programme

PUB

Vakinankaratra

Situation

Situation